Tohin’ilay raharaha nanagadran’ny filohana klioba iray, RBC, ny mpitsara lalao, i Veve, tao Mahajanga, fantatra fa efa nivoaka ny fonja ity mpitsara lalao ity. Na izany anefa, mbola miandry fitsarana izy, araka ny vaovao voaray avy eo anivon’ny federasiona malagasin’ny basikety. Manoloana izao trangan-javatra izao, naneho ny heviny ny eo […]
Other News
Moto – Mada 2024 : hanomboka rahampitso ny fifaninanana
Mikarakara fifaninanana voalohany ny federasiona malagasin’ny taranja Moto (FMaM), amin’ity taona 2024 ity. Nahatratra 55 ireo mpandray anjara amin’izany. Hotanterahina eny Ambohidava, ny alahady 28 janoary, ny fiadiana ny ho tompondakan’i Madagasikara, taranja Moto Cross, taona 2024. Handray anjara amin’izany ry Randy sy Claudio ary i Mathias, tompondaka “élite 1” […]
INDRAY MIJERY
Hitoetra hatrany ny alondrano ateriky ny rivotra avy atsimo atsinanana any amin’ny morontsiraky ny faritra Atsimo Andrefana, Atsimo ary Atsimo Atsinanana. Ho mafy hatrany koa ny fitsokan’ny rivotra any amin’ny morontsiraky ny faritra Atsimo Andrefana, hoy ny foibe famantarana ny toetry ny andro. Nijery ifotony ny olana iainan’ny vahoaka eny […]
TARATRY ny KANTO
Tanterahina eny amin’ny CGM Analakely ny seho an-tsehatra “Misy Mihaino?”. Fotoana ahenoana sy ahitana ary ilalaovana an-tsehatra ireo tantara an’onjampeo. Ho hita mandritra izany ry Christophe Rabearimanana, Zo Maminirina, Nofy, Mampandriniaina Manitra, Niravo, Sylvia Rabenatoandro, Hanjariliva ary Tolotra Arinandriana. Mitohy hatrany ny fampiofanana ireo Mpanabe kanto, ao anatin’ny Tetikasa “Kanto […]
« Slam national scolaire »: hiditra amin’ny andiany faharoa
Fifaninanana lehibe anisan’ireo hokarakarain’ny Madagaslam, amin’ity taona ity, ny “Slam national scolaire” andiany faharoa. Efa vita ny dingana voalohany ary vinavinain’ny mpikarakara hatao ny volana jona na jolay 2024 ny dingana faharoa sy famaranana. Ireo ankizy mpianatra eny amin’ny ambaratonga voalohany, avy amin’ny sekolim-panjakana, amin’ny faritra maro, no handray anjara […]






