Other News

TSELATRA

Raim-pianakaviana roa lasan’ny rano tao Antsaonjobe, fokontany Andranofotsy, kaominina Fihaonana, distrikan’Ankazobe, omaly tolakandro. Niezaka niampita ny renirano Kelilalina izy mianaka ireo. Nentin’ny rano izy ireo ka nifampitadiavana hatramin’ny omaly hariva saingy mbola tsy hita. Potika nifandona tamin’ny fiara ny moto iray tetsy Marais Masay, omaly maraina. Tafalatsaka afovoan’ny fiara roa […]

Lozam-pifamoivoizana: 75 ny olona namoy ny ainy

Mirongatra ny lozam-pifamoivoizana tao anatin’ny herinandro. Rangory fototry ny afo ny hamamoana sy ny tsy fitandremana. Tafakatra 75 ny maty tamin’ny taon-dasa. Namoizana aina am-polony ny fisetrasetrana sy ny tsy fitandremana nataon’ny mpamily sy ny mpampiasa lalana nandritra ny taona 2023. Nahatratra 75 ireo namoy ny ainy tamin’ny taon-dasa, araka […]