Other News

VAOVAO TAMBATRA

Hisokatra amin’ny volana marsa ho avy izao ny tetezana vaovao eny Ambohimandroso amin’ny RN7, (PK 87). Mirefy 60 metatra. Mampiavaka azy ny azo ifanenan’ny fiara roa, raha lalan-tokana ilay teo aloha, izay niteraka loza nahafaty olona matetika. Vita hatrany amin’ny 80% ny asa, ka avy amin’ny Banky iraisam-pirenena ny vola […]

cenam §èha: nihaona tamin’ny mpanao asa tanana ny minisitra

Nitsidika ireo mpivarotra taozavatra malagasy etsy amin’ny Cenam 67 ha ny minisitry ny Fizahantany sy ny asa tanana, Randriamandranto Joël, ny zoma 19 janoary teo. Nisy ny fifampidinihany sy fifanakalozan-kevitra namantarana ny olana fototra iainan’ny Mala­gasy mpanao asa tanana. Anisan’ny vahaolana no­raisina ny hametrahana drafitra hifanakalozan-kevitra entina hifampitam-baovao sy ha­nomezan-danja […]

Tohana amin’ny famokarana: hihatsara ny vokatra any Tsiroanomandidy

Anisan’ny misitraka ny fizarana kojakojam-pamokarana ao anatin’ny tetikasa « Purpa” ny faritra Bongolava. Azo antoka fa hihatsara ny vokatra any an-toerana amin’ity taom-pambolena 2024 ity, toy ny vary an-drano, ny voanjo ary ny soja. Natao ny 15 hatramin’ny 18 janoary teo ny fizarana kojakojam-pamokarana avy amin’ny minisiteran’ny Fam­bolena sy ny fiompiana […]

TARATRY ny KANTO

“Tolo-tanana ho an’i Mikakely”, eny amin’ny M’Lam Manakambahiny. Misesy ny fanehoana firaisan-kina. Avy hatrany dia niara-nientana ka hiaraka hanao seho anio, manomboka amin’ny 5 ora hariva, ireo naman’i Mikakely, mivondrona ao amin’ny Bassiste Gasy. Tsy misy vidim-pidirana fa vata hanangonana ny fanampiana ny marary no hatao. Hampitomboana ny fanandratana ny […]

“Africia Music Award”: nahazo ny “Coup de Coeur 2023” i Anisha Jo

Fandresena ho an’ny Ma­lagasy maneran-tany! Noho ny fanohanana an’i Anisha Jo amin’ny lalany eo amin’ny mozika mantsy no nahazoany ny voalohany tao amin’ny sokajy “Projet coup de Coeur 2023”, nandritra ny “Africia Music Award”. Nifarana afakomaly ny fisafidianana tao amin’ny Instagram, izay nahazoany vato maherin’ny 80% tamin’ireo mpifidy. Satria tetikasa […]