Ny alahady 14 janoary lasa teo no niakatra kianja voalohany i Dimbiniaina Andriantinarivelo, ilay Malagasy mpitsara baolina kitra any amin’ny fiadiana ny ho tompondakan’i Afrika, ho an’ny ekipam-pirenena, “Can 2024”. Fihaonana notanterahina tao amin’ny kianja Houphouet Boigny, Abidjan Côte d’Ivoire. Nandraisany anjara tamin’izany ny fihaonan’i Mozambique sy i Egypte, ho […]
Other News
“Lalao afrikanina 2024”: miankina amin’ny fanjakana ny ho isan’ireo atleta
Anisan’ireo firenena handray anjara amin’ny lalao afrikanina tanterahina any Ghana, i Madagasikara, amin’ity taona 2024 ity. Efa miomana amin’izany ireo taranja voakasika saingy hiankina amin’ny fitondrana ny ho isan’ireo atleta hifaninana. Araka ny loharanom-baovao avy amin’ny minisiteran’ny Tanora sy ny fanatanjahantena, ny faran’ny herinandro lasa teo, anisan’ ireo firenena handray […]
INDRAY MIJERY
Hisantatra ny Éducation thérapeutique voalohany, amin’ity taona ity, ny olon-dehibe. Fampianarana karakarain’ny Amadia, ny sabotsy izao. Lohahevitra hovelabelarina amin’izany “Ny diabeta”. Maimaimpoana ny fandraisana anjara ary afaka mitondra namana sy fianakaviana ireo marary. Hatramin’ny anio, miato ny fampianarana amin’ny sokajy rehetra ao amin’ny faritra Boeny. Fepetra noraisina mba hisorohana ny […]
FANTINA sy FINTINA
Mbola ao anatin’ny fanavaozana isan-taona ny lisitry ny mpifidy isika amin’izao fotoana izao. Tsiahivina fa nanomboka ny 1 desambra 2023 hatramin’ny 15 febroary 2024, izany fanavaozana ny lisitry izany. Entanina, araka izany, ireo izay vao feno taona na nifindra monina hanatona ny biraom-pokontany ao anatin’io fe-potoana io. “Tsy afa-misaraka amin’ny […]
Fifidianana kaominaly: tsy maintsy handray fepetra ny governemanta
Manoloana ny fahataperan’ny fe-potoam-piasan’ny ben’ny Tanàna sy ny mpanolotsaina, izay nifarana andro vitsy lasa izay. Nanambara ny minisitry ny Fitsinjaram-pahefana sy ny fanajarina ny tany, Andriantsitohaina Naina, fa tsy maintsy handray fepetra ny governemanta mba hahafahana mandamina ny fotoana, manomboka izao ka mandra-pahatongan’ny fifidianana. Natao izany ho fanarahana ny lalàna […]







