Other News

TSELATRA

Maty tsy tra-drano ny mpandeha bisikileta nifandona tamina taksiborosy iray, afakomaly, tao amin’ny toerana antsoina hoe Ampofo, Pk 243, RN 7. Hihazo an’Antananarivo io taksiborosy io no nifandona tamin’ity mpandeha bisikileta ity. Nisy tamin’ireo mpandeha tao anaty fiara koa no naratra mafy ka voatery nentina hopitaly haingana. Mbola manaraka fitsaboana […]

Tsiroanomandidy : dahalo tratra tao anaty taksiborosy

Saron’ny polisy ny dahalo iray malaza ratsy amin’ny fanafihana sy fitazomana basy sy odiratsy tao Vohilava Andra­nomadio, distrikan’i Tsiroanomandidy, ny alatsinainy teo. Teo am-pisavana ireo taksiborosy amin’ny zotra nasionaly mampitohy an’Antananarivo sy Tsiroanomandidy no nahatrarana ity dahalo ity niaraka tamin’ireo fitaovam-piadiana ireo. Teo am-pisavana ny fiara, nampiahiahy ny fihetsiny ka nahatonga […]

Polisy nilatsaham-potaka : niara-maty ilay ankizilahy 9 taona sy ny reniny

Maty tsy tra-drano vokatry ny ratra mafy nahazo azy ny renim-pianakaviana iray sy ny zanany lahy tao Manakambahiny Ambatondrazaka, afakomaly. Andro niditra ! Niharan-doza tampoka ny raim-pianakaviana iray izay polisy sy ny vady aman-janany, ny harivan’ny alatsinainy 18 desambra teo. Nitondra mo­to, nihazo an’Amparafara­vola izy telo mianaka ireo, haka ny karaman-drangahy. […]