Other News

Ambatolampy-Antehiroka: mpiompy 539 nahazo zanak’akoho 6 000

Ao anatin’ny politikam-panjakana ny fampiroboroboana ny tontolon’ny fiompiana. Nisitraka zanak’akoho hatramin’ny 6 000 isa ny mpiompy 539, mpikambana ao amin’ny “Rise and shine”, ny sabotsy teo, teny Ambatolampy Ambohibao. Mahavelona ny fiompiana akoho ary anisan’ny sakafo mitondra hery sy fahasalamana izany. Manodidina ny 2 700 ireo nahavita fiofanana momba ny […]

Indray mijery

Razanoely Manohisoa, hianatra teny sy kolontsaina japoney ao amin’ny Oniversiten’i Hokuriku ao Kanazawa, Ishikawa sy i Rakoroharinaivo Balsama, hianatra teny sy kolontsaina japoney ao amin’ny Oniversiten’i Kyoto University of Foreign Studies. Izy roa ireo no nahazo ny vatsim-pianarana avy amin’ny governemanta japoney . Hotanterahina ny 7 sy 8 septambra izao, […]

SOMBIM-BAOVAO

Nanao pao-droa i La Réunion teo amin’ny fandrombahana medaly volamena, taranja handball. Resin’i La Réunion, tamin’ny isa 30 no ho 22 ny Akio, sokajy vehivavy, omaly, teny Vontovorona. Lavon’i La Réunion, 28 no ho 16 koa ny lehilahy. Lasan’ny Ankoay daholo kosa ny volamena teo amin’ny basikety lalaovin’olona dimy. Ratsy […]

Filoha Rajoelina Andry: « Tratra ny tanjona tamin’ity lalaon’ny Nosy ity, voalohany i Madagasikara »

Nifarana tamin’ny fomba ofisialy omaly, teny amin’ny kianja Barea Mahamasina, ny lalaon’ny Nosy 2023.  Tsara ny vokatra ho an’i Madagasikara. Hatao any Comores ny andiany faha-12. “ Tratrantsika ny tanjona tamin’ity lalaon’ny Nosy, andiany faha-11, ity, nahazo ny laharana voalohany i Madagasikar.”, hoy ny filoham-pirenena malagasy, Rajoelina Andry Nirina, omaly. […]