Other News
Madagascar en tête : avec 22 médailles d’or
11é JIOI : une cérémonie d’ouverture spectaculaire
Vondrona Panorama : “Ilaina ny fanadiovana mialoha ny fifidianana”
“Handray anjara mavitrika amin’io fikaonandoha momba ny raharaham-pirenena karakarain’ny FFKM io izahay, ary manan-javatra hoentina amin’izany. Eo hatrany ny amin’ny fanadiovana tokotany izay tsy azo ialana, indrindra ny mialoha ny fifidianana”, hoy Rakotovazaha Olivier, avy amin’ny vondrona Panorama sady filoha nasionalin’ny antoko MFM, ny amin’ny mety hisian’ny fandaminana mialoha ny […]
Depiote Rasolonjatovo Honoré : “Ilaina ny fampihaonan’ny FFKM”
“Raha ny zava-misy eto amin’ny fiainam-pirenena, mila raiamandreny isika. Hatramin’ izao, rehefa misy zava-manahirana eto amin’ny firenena, indrindra korontana: ny FFKM hatrany no iantsampazana”, hoy ny filoha lefitry ny Antenimierampirenena, Faritany Antananarivo, ny depiote IRD voafidy tany Faratsiho, Rasolonjatovo Honoré. Koa rariny sy hitsiny raha ny fomba fijeriny sy ny […]






