Other News

Monsieur Lifou

Tsy aritra ery rehefa mandalo eny Andohalo ny mijanona kely mihinana lifou. Efa 30 taona izay i Andriamatoa Hylliard no mivarotra ireto tsakitsaky ireto, ”Lifou” moa no fahafantaran’ny olona azy hatrizay. Androany dia entinay mitsidika ny tontolony ianareo, tontolo feno fahatsiarovana sy tantara ho an’ny maro.

Vondrona Panorama : “Ilaina ny fanadiovana mialoha ny fifidianana”

“Handray anjara mavitrika amin’io fikaonandoha momba ny raharaham-pirenena karakarain’ny FFKM io izahay, ary manan-javatra hoentina amin’izany. Eo hatrany ny amin’ny fanadiovana tokotany izay tsy azo ialana, indrindra ny mialoha ny fifidianana”, hoy Rakotovazaha Olivier, avy amin’ny von­drona Panorama sady filoha nasionalin’ny antoko MFM, ny amin’ny mety hisian’ny fandaminana mialoha ny […]