6 mirahalahy mianaka ireo mpitsara iraisam-pirenena, amin’ny taranja Tae-kwon-do, mandritra ny lalaon’ny Nosy, hotanterahina eto Madagasikara, ny 25 aogositra – 3 septambra ho avy izao. Anisan’ireo voafantina ao anatin’izany, Randriamiandrisoa Nicolas de Gonzague. Raha tsiahivina, mipetraka any Frantsa ny tenany ary manampahaizana manokana amin’ny fihetsika mirindra “poomsae”. Efa nandrombaka ny […]
Other News
Golf «Tournoi Inter-Iles 2023”: miisa efatra ireo Nosy rahavavy hifaninana amintsika
Amin’izao vanim-potoanan’ny lalaon’ny Nosy JIOI 2023 izao, anisan’ny taranja hanaovana lalao fampirantiana ny Golf. Manana ekipa solontena roa i Madagasikara. Hotanterahina eny amin’ny Golf du Rova Andakana, manomboka ny 22-25 aogositra ho avy izao, ny fifaninanana iraisan’ny Nosy “Golf Inter-Iles 2023». Miisa dimy ireo firenena mandray anjara amin’izany: i Madagasikara, […]
INDRAY MIJERY
66, 32 % ny taham-pahafahana bakalorea ho an’ny faritanin’Antsiranana, ho an’ity taona ity, 11 468 ireo nahazo ny mari-pahaizana ka ny 10 616 (64, 96 %) amin’ireo avy amin’ny fampianarana ankapobeny. 56,96 % ny taham-pahafahana ho an’ny faritanin’i Mahajanga ary 56,35 % amin’io ho an’ny fampianarana ankapobeny. Nisitraka fanampin-tsakafo miisa 952 […]
“Certificat de nationalité” an’ny filoha Rajoelina: manaitra ireo mpitsara ny loholona Rakotondrainibe
Nohitsin’ny loholona, Rakotondrainibe Michel na i Ndriana fa nanitsakitsaka ny fiandrianam-pirenena ny filoha Rajoelina. Nanairany ireo mpitsara izany amin’izao fotoana fohy hivoahan’ny fanapahan-kevitry ny fitsarana izao momba ny fizakan’ny filoha ny zom-pirenena Frantsay. “Hotsarain’ny tantara ianareo hanao sonia ny «certificat de nationalité malagasy»-n’ny filohan’ny Repoblika”, hoy izy. Nanteriny fa tsy […]
Famoriam-bahoaka : nohelohin’ny HVM ny sakantsakan’ny mpitandro filaminana
“Tsy izahay irery no efa niharan’izany fa ireo kandidà sy mpanao politika. Niharan’ ny sakantsakana nataon’ny zandary izahay na efa nahazoana alalana aza ny famoriam-bahoaka anaty efitrano nataonay”, hoy ny filoha teo aloha, Rajaonarimampianina Hery, omaly. Notsiahiviny ny tranga niseho tany Vangaindrano sy ny tany Ampanefena. Nanteriny fa voahitsakitsaka ny […]






