Other News

Hasarotam-piaro : maty nolerany antsy ny rafilahiny

Namoy ny ainy vokatry ny tsatok’antsy ny lehilahy iray tao Analabe, fokontany Ambatolahy, kaominina Ambohinamboa­rina, distrika Ambohimahasoa, ny alin’ny talata hifoha alarobia 9 aogistra teo. Namonjy lanonana fitokanana trano ny lehilahy iray sy ny namany. Nifanena tamin’izy ireo tao an-toerana ny lehilahy iray hafa, noahiahian’izy ireo ho sakaizan’ny olon-tiany. Raikitra […]

Polisy nasamborina: mamo sady nandrahona anty vehivavy zandary

Nentin’ny toaka! Niditra an-keriny tany an-dakazerin’ny zandarimariam-pirenena ilay polisy. Norahonany tamin’ny antsy ny vehivavy zandary sendra azy. Efa voasambotra izy. Nanao amboletra niditra tao anatin’ny tobin’ny zandarimaria, ao Tsi­naoke, Toliara, ny mpitandro filaminana iray miasa eo anivon’ny kaomisaria Centrale ny polisy ao Toliara. Nentin’ny ha­mamoana ilay polisy, nanao fanamiana sivily […]