Other News
Baolina kitra – JIOI 2023 : “Ekipa “ Favoris” ny Barea de Madagascar”, hoy i Fenosoa
Araka ny efa fantatra, omaly, i Seychelles sy i Maurice no miray vondrona “A” amintsika, amin’ity lalaon’ny Nosy 2023, izay hatao eto an-toerana ny 25 aogositra-3 septambra ho avy izao. “Azo antoka ny hivoahan’ny Barea amin’ity vondrona ity. Isika no ekipa “favoris” ary tokony hifantoka amin’ izay ho mpifanandrina amintsika […]
SOMBIM-BAOVAO
Kitra D2 Nasionaly. Nisaraka ady sahala 1 no ho 1 ny FC Rouge Analamanga sy ny FCT Analavory Itasy. Lalao notanterahina omaly, tany Ambatondrazaka, izay tafiditra amin’ny andro fahatelon’ny fifanintsanana ity natao ity. Marihina fa tsy mbola nahazo fandresena mihitsy ny FC Rouge hatramin’izao. Nilaza Rakotomalala Marcel, filohan’ny Malagasy Rugby, […]
Rugby: hanafika atsy La Réunion ny Makis, lehilahy
Nahazo fanasana avy amin’ny ligin’i La Réunion ny Makis de Madagascar «sénior», lehilahy, ka hiatrika lalao hifandonana amin’ny ekipa voafantin-dry zareo, ho an’ny rugby lalaovina olona 15. Hotanterahina ny 15 septambra ho avy izao, izany. Tohin’ilay fihaonana natao ny volana jona, teto Madagasikara, izy io. Tsy zakan-dry zareo mantsy ilay […]
Lalaon’ny Nosy 2023 : vita ny antsapaka, raikitra ny fifaninanana
Vita omaly, tetsy amin’ny trano foiben’ny COJI (Comite d’Organisation des Jeux des Iles) Mahamasina, ny antsapaka ho fizaram-bondrona ho an’ireo taranja iraisana, hifaninanana mandritra ny lalaon’ny Nosy, andiany faha-11. Raikitra ny fifaninanana! Taranja iraisana enina no nanaovana ny antsapaka, nahitana ny basikety 3 x 3 sy ny 5 x 5, […]






