Other News

TARATRY ny KANTO

Amin’izao fialantsasatry ny mpianatra izao : hovelomina etsy amin’ny Alliance Française Anta­na­narivo (Andavamamba) ny «Disney». I Odon sy Ilaina ary i Kanto no haneho izany miaraka amin’ireo ankizy ho tonga eny an-toerana. Seho hotanterahina ny 22 jolay izao, manomboka amin’ny 2 oa tolakandro. Hisongadina amin’izany ireo hira tian’ny ankizy na […]

Hakingana sy herim-batana ary hatsikana : nifehy ny « cirque » ny Graines de bitume

Fihetsika mahavariana, mety mampitaintaina mihitsy aza. Tao koa ny fihomehezana ! Natambatry ny ankizy sy ny tanora eo anivon’ny Grai­nes de bitume avokoa ireo fihetseham-po ireo, nandritra ny fampisehoana «cirque» notontosainy tetsy amin’ny Alliance Française Antana­narivo, ny faran’ny herinandro teo. Na milingilingy aza, kinga. Na mifampiankina aza, ma­tanjaka. Na mifanipy […]

“Kpop World Festival”: mahazo laka ny kolontsaina koreanina

Tontosa ny sabotsy 15 jolay 2023, teny amin’ny Institut française de Madagascar (IFM) Analakely, ny famaranana ny «Kpop World Festival” teto Madagasikara. Fifaninanana mandihy, maneho ny kolontsaina koreanina no natao tamin’izany, izay nokarakarain’ny masoivohon’i Korea Atsimo eto Madagasikara. Maro ny vondrona malagasy mpandihy, nandray anjara tamin’ izany. Nahazo ny laharana […]

“Nampoina: ny riaka no valampariako”; Mendrika sy ho an’ny rehetra ny horonantsary

Haikanto manana anjara lehibe amin’ny fanabeazana sy fitaizana ny horonantsary. Mahavita izany tokoa ity horonantsarin’ny fikambanana Valamparihy ity, maneho sy mampahafantatra ny tantaran’Andrianampoinimerina. Notontosaina teny amin’ ny Canal Olympia An­dohatapenaka, ny 15 jolay 2023, ny lanonana fampahafantarana voalohany ny horonantsary «Nampoina: ny riaka no valampariako». Olo-manan-kaja maro samihafa no tonga […]

Vokatra baobab: mahasitrana aretina toy ny kohaka, rera-tsaina ary sempotra

Ahitana baobab maniry betsaka in­­drindra any amin’ny sisiny andrefan’i Mada­ga­sikara iray ma­nontolo. Ma­nom­boka amin’ny sisin’Iho­rom­be ka hatrany Mo­ron­dava izany. Tsy mbola ma­ha­f­antatra ny ma­­ha zava-dehibe sy ny soa azo avy aminy, ny ankamaroan’ny Malagasy. Ha­ren’ ny firenena sy mahasalama ny olona ny fisiany sy ny fihinanana ny vokatra. Aman-jatony ny […]