Fantatra avokoa ireo firenena miray vondrona amin’i Madagasikara amin’ny fifanintsanana ny hiatrehana ny «Mondial 2026». Hihaona ao indray ny Black Star Ghana sy ny Barea de Madagascar. Notanterahina tany Abidjan Côte d’Ivoire, omaly, ny antsapaka ho an’ireo firenena hifanintsana hiady ny toerana hiatrehana ny “Mondial 2026”. Ao amin’ny vondrona “I” […]
Other News
VAOVAO TAMBATRA
Mitohy hatramin’ny 31 jolay ny fetrandro farany fanaterana ny antontan-taratasy, famaliana antso amin’ny tetikasa GEF6-AMPs. Miompana amin’ny « fanitarana sy fanatsarana ny tambajotran’ny faritra arovana an-dranomasina eto Madagasikara » ny tetikasa. Vatsian’ny GEF vola. Nohavaozina ny mpikambana ao anatin’ny filankevi-pitantanan’ny Ofisy malagasin’ny akoranafo, “Office Malagasy des hydrocarbures”, (OMH). Tapitra ny volana avrily […]
Tetikasa Ambatovy : kaominina 14 nahazo Drafi-pampandrosoana
Nanampy tamin’ny fandrafetana ny Drafi-pampandrosoana ny kaominina (PCD) miisa 14 ny tetikasa Ambatovy. Natolotry ny filoha lefitra misahana ny fifandraisana amin’ny andrim-panjakana, Phillipe Beaulne, teny amin’ny Lapan’ny faritra Atsinanana, ny 29 jona teo izany. Misitraka ity PCD ity ny kaominina miisa 14, mandalo ny fantsombe miainga any Ambatovy Moramanga hatrany […]
Jono tsy ara-dalàna: nahazo sambo haingam-pandeha i Mahajanga
Mahatratra 16 ireo sambo haingam-pandeha ampiasain’ny minisiteran’ny Jono sy ny toekarena manga hiarovana ny harena an-dranomasina. Hanamafy hatrany ny ady amin’ny jono tsy ara-dalàna tsy voambara ary voafehin-dalàna ny minisitera. Nahazo sambo haingam-pandeha hanampiana ny sambo Atsantsa ny faritra Boeny. Manana tanjaka 115CVx 2 ity Sambo haingam-pandeha ity raha mirefy […]
Sakafo andavanandro : niakatra 200Ar ny kilaon’ny vary
Lany avokoa ny ankamaroan’ny tahirim-barin’ny mpamboly. Ankehitriny, niakatra 100Ar hatramin’ny 200Ar ny vidim-bary eny an-tsena. Tato anatin’ny andro vitsy, nahitam-piakarana ny vidim-bary eny an-tsena raha oharina ny tamin’ny volana jona. Manodidina ny 200Ar ity fiakarana ity ary voakasik’izany avokoa ireo karazam-bary rehetra eny an-tsena. Eny amin’ny tsenan’Analamahitsy, vidiana 2 700Ar […]






