Mitombo ny mpanjifa ronono eto amintsika. Misedra olana anefa ny mpiompy ombivavy beronono, satria midangana ny vidin-katsaka, akora fototra amin’ny provandy. Manampy trotraka koa ny delestazy, mampitombo ny masonkarena. Miroborobo ny seha-pihariana ronono. Nilaza ny tomponandraikitra voalohan’ny orinasa 3ème Mi-Temps, Razafindrainibe Mbolatiana, fa tsy maharaka ny famatsiana ronono, ankehitriny. Mahatratra […]
Other News
TARATRY ny KANTO
Hisehatra indray, anio, ny Tropy Jeannette. Mbola ilay tantara “HM” ihany no hasehon’izy ireo etsy amin’ny Tranompokonolona Analakely, manomboka amin’ny 2 ora tolakandro. Piesy klasika nosoratan-dRakoto de Mon Plaisir, ravahan’ny hiran’Andrianary Ratianarivo izy ity. Seho natao ho an’ireo mpianatra, izay hiangaviana hitondra ny karatra famantarana. Hifidy ny filohany ny Zanadranavalona. […]
« Cinéma » malagasy : miha matihanina ny mpamokatra sarimihetsika
Tontosa, omaly, teny amin’ny Canal Olympia Andohatapenaka, ny lanonana famoahana tamin’ny fomba ofisialy ny sarimihetsika « Lav’alina », novokarin’ny trano mpamokatra Manjaka Sary. Olo-manan-kaja sy matihanina eo amin’ny sarimihetsika no nanatrika izany lanonana izany. Ny rafi-tantarany sy ny kalitao teknikany no mampiavaka ity sarimihetsika ity ka nahavoafidy azy ho anisan’ny sarimihetsika nandeha […]
« Evasion danse II » : taninketsan’ny dihy i Madagasikara
Hifarana ny « Festival international de danse de création » nampitondraina ny anarana « Evasion danse » andiany faharoa. Tao anatin’ny herinandro, na ireo mpikarakara na ireo nandray anjara, indrindra fa ny mpanatrika, samy nilaza ny halehibeazan’ny hetsika tahaka itony. Tsikaritry ny rehetra fa « taninketsan’ny dihy i Madagasikara ». Manana mpandihy tanora itoeran’ny talenta ny Malagasy. Mpandihy […]
Feno 5 taona ny fandaharana : manabe sady mampihomehy ny “Eo ara oe”
Sady manala sorisory no handraisana hafatra. Anisan’ireo fandaharana be mpiandry isan’andro ny “Eo ara hoe”. Mifono fanabeazana. Feno 5 taona amin’ity taona ity ny nisian’ny fandaharana “Eo ara oe”, ao amin’ny fahitalavitra TV Plus. Nihaona tamin’ny mpanao gazety ireo tomponandraikitra sy mpilalao, omaly, tetsy Andraharo. Nampahafantarin’ izy ireo nandritra izany fa homarihina izay […]






