Other News

INDRAY MIJERY

Nanaraka fiofanana teny amin’ny kolejy teolojika Ivato ireo talen-tsekoly 27 ao amin’ny departemantan’ny sekoly sy ny fitondran-tsekoly FJKM tamin’ity herinandro ity. Nofanina ny amin’ny fitantanana eo anivon’ny sekoly izy ireo tamin’izany. Teo koa ny torohay mikasika ny fifandraisan’ny sekoly sy ny fiangonana. Hatoby amin’ny toerana iray ny olona manana toe-tena […]

Fiaraha-miasa amin’i Frantsa: nahemotra ny fahatongavan’ny minisitra Colonna

Tsy mbola ho ato ho ato indray. Nahemotra ho amin’ny fotoana tsy mbola voafaritra ny fotoana hitsidihan’ny minisitry ny Raharaham-bahiny, Frantsay, i Catherine Colonna eto amintsika. Tokony higadona eto Magagasikara rahampitso izy saingy tsy raikitra indray izany. Tsy voalaza ma­zava ny anton’ny fanemorana izany raha efa nikasa ny ho avy […]

Fehin-kevitry ny vovonana PNDE: homena fahefana sy fizakan-tena ary vola ny eny ifotony

Nifarana omaly, teny Ivato ny Vovonam-pirenena ho an’ny drafitra nasionaly momba ny fitsinjaram-pahefana miabo (PNDE). Hohafainganina ny fampiharana izany hampandrosoana ny eny ifotony. Nankatoavin’ireo mpizaika niatrika ny vovonam-pirenena ho an’ny drafitra nasionaly momba ny fitsinjaram-pahefana, miabo (PNDE) ny fehin-kevitra ho fampandrosoana ny vondrom-paritra itsinjaram-pahefana. Nambaran’ny minisitry ny Ati­tany, i Tokely Justin, […]

Grand Sud Est: “Betsaka ny zavatra tsy mandeha eto »

Niresaka tamin’ny mpanao gazety, tetsy amin’ny Antenimi­eram­pirenena Tsim­ba­­zaza, ireo zanaky ny grand sud Est, omaly.Mitaky ny ha­mahana ny olana eo am-panajana ny lalàna velona izy ireo. “Betsaka ny zavatra tsy mandeha araka ny tokony ho izy eto amin’ny firenena”, hoy ny mpitondra tenin’ny fikambanana, Vanovason Jean Adrien. “Tsy misy tohiny […]