Tsy mitsahatra mivoatra ny mpilalao basikety malagasy mila ravinahitra any ivelany. Araka ny vaovao, hanohy ny filalaovana basikety ao amin’ny klioba ALM Evreux Basket-ball, Raharimanantoanina Sitraka. Ho an’ny taom-pilalaovana 2023-2024 ny fifanarahana hilalaovany ao amin’ity klioba azo lazaina ho manana ny maha izy azy ity. Klioba Pro B ao Frantsa […]
Other News
Lalao Afrikanina amin’ny torapasika 2023 : mijanona fa tsy manam-bola ny Beach Soccer
Fahafaham-baraka ny an’ny Barea beach soccer, izay tsy hiatrika ny lalao afrikanina amin’ny torapasika 2023. Noho ny tsy fahampiana eo amin’ny hoenti-manana, tsy afaka ny handray anjara ny Malagasy. Nambaran’Ambinintsoa Harivelo, filohan’ ny delegasiona malagasy, tetsy amin’ny foibe toeran’ny Komity olympika malagasy (KOM), omaly, fa tsy anisan’ireo ekipa handray anjara […]
Tropy Jeannette: haverina ho an’ireo mpianatra ny « H.M »
«Tropy Jeannette, mampitia hatrany ny teatra malagasy». Teny fanevan’ity tropy teatraly zokiny indrindra sy mihetsika indrindra ity io. Ho porofon’izany, hanolotra seho teatraly manokana ho an’ireo mpianatra izy ireo, ny 8 jolay izao, manomboka amin’ny 2 ora tolakandro, etsy amin’ny Tranompokonolona Analakely. Ilay piesy «H.M», nosoratan-dRakoto de Monplaisir, izay vao […]
Sarimihetsika: tafatsangana ny trano mpamokatra Laza Production
Production, izay tantanin’ny tale jeneraly Laza Retsanga. Eny Ambodirano Ivato no misy ny foibeny. Hiatrika asa avy hatrany ry zareo. Eo am-panomanana ny horonantsarimihetsika “Anjoria” izy ireo ankehitriny ary hivoaka tsy ho ela ny vokatra, raha ny filazan’i Laza. “Ny hanandratra avo ny tontolon’ny sarimihetsika malagasy no tanjon’ny Laza Production. […]
Hira vaovao sy taloha : eny amin’ny Le Pave ry Matsubara
Hifanome fotoana amin’ny mpankafy azy sy ny kanto ataony, ny zoma 23 jona ho avy izao, ao amin’ny Le Pave Antaninarenina, ny mpanakanto Matsubara. Ho feno tanteraka ny tarika amin’io fotoana io. Midika izany fa hafana ny “cabaret” hatolotra. “Revy Matsubara ranoiray”, izany hoe, ho re ao avokoa na ny […]






