Other News

Antenimierandoholona : mandrahona hitokona ny mpiasa

“Hitanay fa misy lesoka be dia be, ary tsy mazava loatra amin’ny mpiasa ny fitantanana eto amin’ny Antenimi­eran­­doholona. Tsy mahamenatra anay izany. Izay no anisan’ny mahatonga an’izao fitokonana izao.” Io no nambaran’ny filoha lefitry ny sendikà eny amin’ny Antenimi­eran­doho­lona, i Rivoson Théo­gène, teny Anosy, oma­ly, ny amin’ny fitakian-dry zareo mpiasa […]

Madagasikara sy La Réunion: mitohy ary hihamafy ny fiaraha-miasa

Mifarana anio ny dian’ny filohan’ny « Région Réu­nion », Huguette Bello, eto Madagasikara. Fanamafisana ny fiaraha-miasan’i Madaga­sikara sy La Réunion eo amin’ny sehatra maro no anton-diany teto. Teo ihany koa ny dinika tamin’ireo tomponandraikitra isan-tsokajiny ny amin’izay mety ho fiitaran’ny fiaraha-miasa. Olom-panjakana maro, sahala amin’ny filohan’ny Antenimierando­ho­lona sy ny minisitry ny Raharaham-bahiny […]

Rahasindrahety Ny Ando Domoina: “Tokony havoaka ny datim-pifidianana fa lasa miroaroa saina ny olompirenena”

Aiza ho aiza ny fanomanana ny fiatrehana fifidianana filohan’ny Repoblika amin’izao? Maneho ny heviny ny sekretera jeneralin’ny Association Soa amin’ny teny filamatra “Pour un avenir meilleur, pour tous!”, Rahasindrahety Ny Ando Domoina: “Andrasana ny famoahan’ny governemanta ny datim-pifidianana na ny fiantsoana mpifidy, fa lasa mieritreritra sy miroaroa saina ny olompirenena.” […]

«Hazavao ny elakela-trano» : nahazo jiro cobra ny eny Amboditsiry

Afaka ao anaty haizina ! Nisitraka ny tetikasa «Haza­vao ny elakela-trano», tanterahin’ny Jirama, ihany koa ny mponin’Amboditsiry, ta­pa­ny andrefana. Herinandro lasa izay no nangatahan’ny mponina hametrahana jiro fanazavana ny lalana mirefy 700 metatra eo. Satria tsy nisy fahazavana nandritra ny 20 taona mahery, ka tena nampatahotra noho ny tsy fandriampahalemana, indrindra […]