Other News

Fanatsarana ny tontolon’ny asa : niaiky ny paikadin’ny filoha Rajoelina ny OIT

Nanokatra ny lahatenin’ny filoha Rajoelina tamin’ny fi­ha­o­nana an-tampony any Ge­nè­ve ny tale jeneralin’ny OIT, Gilbert F. Houngbo, omaly. Niaiky ny tenany raha nilaza nanoloana ireo mpivory fa fakan-tahaka ho an’ny rehetra ny politikan’ny asa eto amintsika. “Anisan’ny lohalaharana eo amin’ny fampiroboroboana ny asa mendrika tao anatin’ny taona maro ianao andriamatoa […]

Fahaleovantena hoe !

Andro vitsy mialoha ny hankalazana ny fetin’ny Faha­leovantena sy ny politikan’i Madagasikara, andao mba hiresaka momba ny fahaleovantenan’ny tsirairay. Miainga amin’ny fiainan’ny isam-batan’olona sy ny tokantrano ary ny fiaraha­monina no maha firenena ny firenena. Inona anefa no teboka tokony horesahina ? Valiny : tsy misy afa-tsy ny tsy fiankinan-doha momba ny toekarena […]

Dahalo mpaka an-keriny : mafy ny fifandonana, rotiky ny bala i Lemainty

Maty voatifitra ny dahalo raindahiny naman’i Yarisy, dahalo mpaka an-keriny tao Anjozorobe. Nokarohin’ny zandary hatry ny ela, maty voatifitra nandritra ny fifandonana tamin’ny mpitandro filaminana i Lemainty, dahalo ikoizana. Mpiara-miasa tamin’i Yarisy, mpanga­latr’omby ary mpaka an-keriny tao amin’ny distrikan’ An­jozorobe izy ireo. Noka­rohina nandritra ny telo taona i Lemainty io. […]

Nivoaka ny trano ny mpitaiza… : tovovavy 11 taona niharan’ny fanolanana

Lehilahy iray 19 taona karohin’ny mpitandro filaminana taorian’ny fanolanana nihatra tamin’ny zazavavy 11 taona, tao amin’ny Fo­kon­tany Moramanga ambony, distrikan’i Moramanga, ny zoma 9 jona teo. Tsika­ritr’io lehilahy io fa nivoaka ny trano ilay mpitaiza io zazavavy io, niditra mangingina tao an-trano ilay mpanolana. “Reraka avy nijery fahitalavitra aho ka […]

Nitifitra olona : dahalo raindahiny nidoboka am-ponja

Nidoboka am-ponja, ny zoma 9 jona teo, ilay mpangalatr’omby sady mpamono olona iray ikoizana tao amin’ny distrikan’Ampanihy Andre­fana taorian’ny fampanoavana. Dahalo raindahiny, efa namono olona tamin’ny alalan’ny basy izy, ny 29 ao­gositra 2019. Namoy ny ainy tamin’izany ny lehilahy lehibe iray 60 taona. Nokaro­hina, tsy hita ity dahalo ity. Niala tao […]