Other News

Nafenina tanaty kizo: rongony 81 kg saron’ny zandary

Tratran’ny zandary tao amin’ny kizo ao Sahavia, kaominina Tsianofana-Vangain­drano, ny rongony tamin’ny gony miisa valo, ny alin’ny 9 jona lasa teo. Nentin’ny efa-dahy tamin’ny lakana izany. Nampitandrina azy ireo tsy hihetsika ny mpitandro filaminana. Nitsambikina, nilentika tao anaty rano ny mpitondra ny entana. Navelan’izy ireo nihahaka ny rongony, nogiazan’ny mpitandro […]

Kizon’Akondrokely: maty voatifitry ny zandary i Kakaboy sy ny namany

Voatifitry ny zandary nandritra ny fifandonana tao amin’ny kizon’Akondrokely, ny alahady alina teo, i Faby na i Kakaboy. Tao amin’ny kizon’ Akon­drokely, kaominina Am­bato no nifanehatra ta­min’ny zandary ity jiolahy raindahiny ity. Voalazan’ny fampitam-baovao fa herinandro ma­hery teo no nahenoan’ ireo zandary miasa ao amin’ ny zana-tobim-paritra (PA) Avaratsena Sahalemaka […]

Coopération : l’UE passe à un nouvel instrument de financement

Le «Neighbourhood, development and international cooperation instrument» (NDICI), plus connu sous le nom «Global Europe», est désormais l’instrument de financement et de coopération déployé par l’Union européenne (UE) avec ses pays partenaires. Il remplace le Fonds européen de développement (Fed) mis en œuvre pendant 11 ans et qui a pris […]