Other News

Fandehanana misotro ronono : Isaorana eny Soamandrakizay ny Mgr Razanakolona

Fahasoavana mitohy ny an’ny diosezin’Antananarivo. Hifanesy ny Sorona Masina fisaorana an’Andriamanitra ho an’ny eo anivon’ny fiangonana katolika. Hotanterahina ny alahady 9 jolay izao, eny Soamandrakizay ny fankasitrahana ny arseveka, ny Mgr Razanakolona Odon, taorian’ny naneken’ny papa Fransoà ny handehanany hisotro ronono. “Fotoana io hisaorana an’Andriamanitra sy iderana azy noho ny […]

Morontsiraka andrefana : ahitana ala honko midadasika indrindra

Faharoa i Madagasikara aty amin’ny ranomasimbe Indianina, ahitana ala honko (mangroves) midadasika in­drindra, izay mahatratra 277.567 ha. « Ilàna paikady maharitra ny fiarovana azy, indrindra any amin’ny faritra Menabe sy Diana », araka ny tatitry ny WWF. Miha rava anefa ny ala honko any amin’ny morontsiraka andrefana. Karazan-kazo sady afaka mitroka rivotra […]

Fiakaran’ny hafanàna : ny ataon’ny olombelona ihany

Tsy mety tapitra ny andro ratsy, indrindra ny rivodoza mateti-pihavy isan-taona, oha­tra, Batsirai, Cheneso, Fred­dy. Misy fiantraikany ratsy maro amin’ny morontsiraka izany. Anisan’ny fahavoazana mitohy lavareny ny haintany any amin’ny faritra atsimon’ny Nosy. Tsy ampy ny orana taorian’ny fandalovan’ny rivodoza Fred­dy. Hain­tany maharitra ela in­drindra tao anatin’ny 40 taona, nanomboka […]

Fambolena sy angovo : tetikasa ho fiarovana ny ala

Maro ny ala voajanahary very eto Madagasikara hatramin’ny taona 70. Vetivety ane­fa ny faharavany amin’ny faritra rehetra. « Koa iray amin’ny tanjona apetraka ny hamaritana izay laharaham-pahamehana sy fiarovana ny ala voajanahary », araka ny tetikasa Bio­SceneMada (Bio­di­versity scénarios under the effect of climate change and future deforestation in Madagascar). Tetikasa hahafahan’ny […]