Other News
AMBARAO – Alliance 92 – Dr. Hoby Andriamparany (Vétérinaire)
Ankoay U19 – “Match amical” : nanao sahala 95 no ho 95 tamin’ny AIA Canada
Lalao ara-pirahalahiana roa no natrehin’ny Ankoay U19, omaly, tetsy Mahamasina, ho fanomanana ny fiadiana ny amboara eran-tany, hatao any Hongrie, afaka tapa-bolana. Araka izany, ady sahala sy fandresena iray no azon’ny Ankoay nandritra ireo lalao roa ireo. Ny voalohany izay nifanandrinany tamin’ny klioban’ny AIA Canada, ka nisaraka ady sahala 95 […]
« Mercato Juin »: lasan’i Real Madrid i Bellingham
Taorian’ny fahalasanan’i Karim Benzema nifindra lasy any Arabia Saodita, Al Ittihad, ny talata lasa teo, nahazo mpilalao vaovao ny Real Madrid. Azon’izy ireo ilay anglisy milalao ao amin’ny Dortmund, Alemana i Jude Bellingham, omaly, araka ny vaovao niely eraky ny tambajotran-tserasera. Mitentina 103 tapitrisa euros ny vidin’i Bellingham, araka ny […]
Tenisy – Billie Jean King Cup : lavon’i Madagasikara i Lesotho
Taorian’ilay fandresentsika, tamin’ny isa 2 no ho 1 nanoloana an’i Cameroun, nahazo vokatra tsara indray ny ekipam-pirenena malagasy, taranja tenisy, sokajy vehivavy, ny talata lasa teo. Nomontsanin’ny ekipam-pirenena malagasy, tamin’ny isa 3 no ho 0, ny mpilalaon’i Lesotho, nandritra ny andro faharoa amin’ny fifaninanana «Billie Jean King Cup». Lavon-dRanaivo Narindra, […]






