Other News

Kitra – Barea de Madagascar : ho tonga amin’ny 10 jona ireo mpila ravinahitra

Vonona ny Barea de Madagascar hiatrika ny kintana maintin’i Ghana, eo amin’ny fifanintsanana hiadiana ny Can 2024. Mbola ireo mpilalao avy eto an-toerana no tonga amin’ny fampivondronana, etsy Mahamasina. Efa ao anatin’ny fano­manan-tena amin’izao fotoana izao, ny Barea de Madagascar. Mbola ireo mpilalao avy eto an-toerana avokoa no miatrika izany. […]

Fihaonana an-tampony any Bruxelles: solontenan’ny vehivavy mpitarika politika i Masy Goulamaly

Anisan’ireo miatrika ny fihaonana an-tampony eo amin’ireo vehivavy mpitarika politika “Women Political- WPL”, tanterahina any Bruxelles, Belzika ny depiote Masy Gou­lamaly. Haharitra roa andro izany fivorian’ny solontenan’ny vehivavy avy amin’ny firenena maro samihafa izany. Anisan’ ny hodinihina ny fandraisan’andraikitry ny vehivavy sy ny tsy fandriampahalemana. Eo koa ny fandinihana ny […]

Raharaham-pirenena: mitaky datim-pifidianana ny Tim

Mandodona mafy ny fitondram-panjakana ny avy etsy Bel Air. Nanambara ny sekretera jeneralin’ny antoko Tim, Randriamasinoro Rina, omaly, fa efa fotoana izao hamoahana ny tetiandrom-pifidianana. “Avoahy izany raha tena manana fahavononana tokoa ianareo… Takinay ny hamoahana ny “décret” sy ny tetiandro momba izany, hiomanan’ny vahoaka sy ireo kandidà”, hoy izy. Nohitsiny […]

Fihaonambem-paritry ny FFKM : nampitaraina ireo mpizaika ny sosialim-bahoaka

Miroso hatrany ny fihaonambem-paritry ny FFKM. Nisongadina amin’ny olana eny ifotony, nentin’ireo mpizaika, ny lafiny sosialim-bahoaka eto amin’ny firenena. Eo koa ny resaka politika. Nambaran’ny loharanom-baovao iray eo anivon’ny FFKM fa misy ireo olana itovian’ny faritra tsirairay. “Anisan’ny angon-kevitra ni­songadina tamin’izany ny momba ny delestazy sy ny tsy fandriampahalemana ary ny fahasahiranan’ny […]