Nisokatra tamin’ny fomba ofisialy, omaly, teny amin’ny sekoly St Michel Amparibe, ny tetikasan’ny Fifa “Football for Schools” (F4S), eto Madagasikara. Miisa 36 ireo sekoly hanaovana ny andrana voalohany amin’ity tetikasa ity. Ankoatra izay, notolorana fitaovana toy ny baolina sy mari-pankasitrahana na “diplôme” mahakasika izany, avy amin’ny Fifa ireo mpanabe ny […]
Other News
Lalaon’ny Nosy 2023: nankatoavina ny fanampiana ny COJI
Nankatoavina nandritra ny filankevitry ny minisitra, ny alarobia 7 jona teo, ny hanomezan’ny fanjakana ny fanampiana ara-bola ho an’ny Comité d’organisation des Jeux des îles (COJI). Ho fanomanana sy fiatrehana ny lalaon’ ny Nosy, hatao eto Madagasikara, ny 25 aogositra hatramin’ ny 3 septambra ho avy izao, no anton’izao fanampiana […]
Tenisy – « Billie Jean King Cup »: lavon’i Madagasikara i Sénégal
Mitohy ny fahombiazana azon’ireo vehivavy malagasy mpilalao, miaro ny voninahi-pirenena amin’ny fifaninanana maneran-tany, « Billie Jean King Cup », taranja tenisy. Resin’izy ireo, tamin’ny isa 3 no ho 0, i Sénégal. Mitombo ny vokatra tsara azon’ny ekipam-pirenena malagasy vehivavy, amin’ny fifaninanana eran-tany « Billie Jean King Cup », taranja tenisy. Resin’izy ireo, tamin’ny isa 3 […]
Randrianarivony Daniel : “Vonona hiara-hiasa amin’ny Bianco ny IGE”
“Vonona hiara-hiasa amin’ ny Bianco izahay amin’ny mety ho fomba sy paikady rehetra hampihenana ny fanodinkodinam-bola sy ny fanararaotana fananam-panjakana”, hoy ny tale jeneralin’ny Inspection générale de l’Etat (IGE), Randrianarivony Daniel, tamin’ny fanaterana fanambaram-pananana teny amin’ny Bianco, Ambohibao. “Amin’ny toerana misy anay sy ny andraikitra tazoninay, tonga izahay hanome ohatra […]
Vola ho amin’ny fifidianana : nampanantena vahaolana ny Atitany
Nanala ny ahiahin’ny maro na tsy hokitihina na hahitsin’ny depiote aza ny tetibola “LFR”. Nambaran’ ny minisitry ny Atitany, Tokely Justin, omaly, fa hampafantarin’izy ireo tsy ho ela ny tena tetibola farany ilaina amin’ny fanatanterahana fifidianana. “Manana anjara biriky amin’izany ny fitondram-panjakana. Eo koa ny ifampiresahana amin’ ny mpiara-miombona antoka […]






