Les citoyens disposent encore de deux jours pour s’inscrire sur la liste électorale. Le dernier délai, initialement prévu le 31 mai, est reporté au 10 juin, suivant un récent communiqué. Joint au téléphone hier, le rapporteur général de la Commission électorale nationale indépendante (Ceni), Soava Andriamarotafika, a expliqué que la […]
Other News
IDEES EN GOGUETTE (Alliance92) 2022-04-07
Fananantany : karatany 14.400 hozaraina ao Vatomandry
Mbola mitohy amin’ny distrika sy faritra maro manerana ny Nosy ny fizarana karatany. Omaly, nitohy tao amin’ny distrikan’i Vatomandry ny hetsika. Nosantarina tao amin’ny kaominina Sahamatevina ny hetsika. Vokany, karatany 20 amin’ireo 606 anjarany no natolotra. Fantatra tamin’izay fa 14.400 ireo karatany hozaraina ao amin’ny distrika’i Vatomandry, raha 65.000 ny […]
ENAM : nahazo fampitaovana mitentina 25.000 dolara
Notokanana omaly, ny salle d’informatique eny amin’ny sekolim-pirenena ho an’ny fitantanan-draharaha eto Madagasikara na ny Ecole nationale de l’administration malgache (Enam), eny Androhibe. Ahitana fitaovana informatika maro ity toerana ity izay ahafahan’ireo mpiofana manaraka antsakany sy andavany ary amin’ny fomba maoderna ny fiofanana. Hanatsarana ihany koa ny fikirakirana ny asam-panjakana, amin’ny […]
Fihariana : mahaliana ny tanora ny tetikasa “Titre vert”
Betsaka ireo tanora liana amin’ny fihariana, fa indrindra eo amin’ny sehatry ny fambolena sy ny fiompiana, ao amin’ny kaominina Andilanatoby, distrikan’Ambatondrazaka. Nifarana afakomaly ny fandraisana ny antontan-taratasin’ireo maniry hisitraka ny tetikasa “Titre vert”, ao amin’ny faitra Alaotra Mangoro. Fantatra tamin’izay fa miisa 175 ireo maniry hisantatra sy hisitraka ny tetikasa […]






