Other News

Rugby – XXL Top 20: hivadika ho Top 12 amin’ny taona 2024

Miato aloha ny fifaninanana hiadiana ny ho tompondakan’i Madagasikara, taranja rugby “XXL Top 20”. Efa fantatra avokoa ireo ekipa 16 hiatrika ny dingana ampahavalon-dalana. Mbola misy efatra mihintsana aorian’izay. Taorian’ny fahavitan’ ny fifanintsanana isam-bon­drona, efa fantatra avokoa ireo fileovana 16 tafita amin’ny ampahavalon-dalana, hiadiana ny ho tompondakan’i Madagasikara “XXL Top […]

Sarimihetsika eto Afrika : nahazo fiofanana ireo tanora sangany

Tafiditra ho anisan’ny mpanatontosa, misitraka ny fampiofanana ho an’ny tanora misehatra eo amin’ny horonan-tsarimihetsika i Hary Joel, tanora mpanatontosa film malagasy. Mi­rahalahy izy ireo no misitraka izany fampiofanana izany. Mandritra ny roa herinandro, nanomboka ny 28 mey 2023 hatramin’ny 11 jona 2023 no ha­na­tontosana izany, ao amin’ ny Ville de […]

Ezaka mandeha ila : mitaky fahasahiana ny fampitiavana ny teny malagasy

Mbola ao anatin’ny «Volan’ ny teny malagasy». Tsy tafajanona eo amin’ny tsy fampiasana ny teny malagasy intsony ny Malagasy fa efa tonga amin’ny fankahalana na tsy fitiavana azy io mihitsy. Mitaky fahasahiana isan-tsehatra ny fanarenana izay lesoka izay. Ny ray aman-dreny ao amin’ny ankohonana, ohatra, no manatanteraka izany voalohany. Miteny, […]

Fifaninanan-kira: hifarana ny «Tsara hira, tsara mozika»

Voahaja tsara ny lamina napetraka ! Faran’ny volana marsa, tapitra ny fisoratana anarana. Voalohan’ny volana avrily ka hatramin’ny 3 jona, notanterahina ireo dingana telo tsy maintsy nizoran’ny mpifaninana. Ny 10 jona izao, tonga eo amin’ny dingan’ny famaranana ilay fifaninanana «Tsara hira, tsara mozika» karakara­in’ny Sehatra Ba Gasy. Ao amin’ny efitrano […]