Hifantoka etsy amin’ny kianja Makis avokoa ny sain’ny rehetra rahampitso alahady. Ho fantatra eo mantsy ireo ekipa roa hiatrika ny “Mondial 2025”, taranja rugby. Anisan’ireo hiady izany tapakila izany ny Makis Ladies. Hiditra amin’ny andro fahatelo sady farany, rahampitso alahady, ny fifanintsanana hiadiana ny ho tompondakan’i Afrika, rugby lalaovina olona […]
Other News
Tarika Solika : hotolorana seho miavaka i Neny
« Fotoana mamy ho an’i Neny », lohateny mandravona sy mamintina ny fandaharam-potoana hotanterahina ny 4 jona izao, manomboka amin’ny 12 ora atoandro, eny amin’ny Espace Rose, By-Pass. Seho miaraka amin’ny tarika Solika, elaela tsy tazana teny an-tsehatra. Hahazo tombony amin’ny fihainoana ny bagasy sy ny kalon’ny fahiny ary ny hiran’ny omaly […]
« Sokela, la parole du Sud » : Voaresaka avokoa ny zava-misy ankehitriny
Nivoaka indray ny « Sokela, la parole du Sud », andiany fahafolo. Izy ity izay gazety boky nosoratan-dRasamoelina Henri, mpanoratra sy mpahay tantara, ary niarahany niasa tamin’ny « Editions Universitaires Européennes » ny fanontana azy. Mbola any ivelany ihany no ahitana ny boky amin’izao ary efa eo am-panatanterahana ny hanaparitahana azy eto Madagasikara ny […]
Fanamarihana ny faha-15 taona : nankasitrahan’ny minisitera ny mi’Ritsoka Production
15 taona tsy niato, teo amin’ny sehatry ny famokarana fampisehoana sy fampitaovana hetsika ny mi’Ritsoka Production. Nomena mari-boninahitra ny tale jeneraly ho fankasitrahana ny zava-bitan’ity orinasa ity. Lanonana niavaka. Notoloran’ny minisiteran’ny Kolontsaina sy ny serasera ny mari-boninahitry ny kanto, “Officier de l’ordre des arts, des lettres et de la culture” […]
Fanentanana ny mpifidy : mitety tsena sy tanàna ny tetikasa “Haogna”
Eny ifotony. Tetikasa fanentanana sy fanetsehana ny tanora, ny vehivavy ary ireo manana fahasembanana handray anjara amin’ny fiainam-pirenena ny “Haogna”. Anisan’izany ny zotram-pifidianana. Nambaran’ny tomponandraikitra fa miasa amin’ny distrika 20 amin’ny faritra 11 izy ireo. Anisan’izany Analamanga, Atsimo Andrefana, Atsimo Atsinanana, Atsinanana, Boeny, Bongolava, Diana, Matsiatra Ambony, Ihorombe, Menabe ary […]






