“Ny fanitsiana tetibolam-panjakana halefa eny amin’ny Antenimiera, inoanay depiote maro anisa fa hifantoka bebe kokoa amin’ny lafiny sosialy misy fiantraikany mivantana amin’ny ativilanin’ny vahoaka.” Io ny fanehoan-kevitry ny depiote voafidy tany Miarinarivo tamin’ny anaran’ny IRD, Rakotondrasoa Fetra, momba ny tsy maintsy hisian’ ny fanitsiana ny tetibolam-panjakana, taona 2023, amin’ izao […]
Other News
Famerenan’ny filoha ny zotra an-dalamby FCE : “Hitondra tombontsoan’ny vahoaka ny asantsika”
Nitohy, omaly, ny fitsidihan’ny filoha Rajoelina Andry ny tao Fianarantsoa. Nosantarina tamin’izany ny famerenana indray ny zotra an-dalamby. Hiverina hiasa ny volana jona izao ny zotra an-dalamby FCE, hampitohy an’i Fianarantsoa sy i Manakara. “Hitondra tombontsoa ho an’ny toekarena sy ny fihariana izany rehefa niato. Hampiroboroboana ny fizahantany koa izany… […]
Famokarana herinaratra : hiasa tsy ho ela ny tetikasa Volobe
Vita Sonia, omaly, teny amin’ny Lapam-panjakana Iavoloha, ny fanaovan-tsonia eo amin’ny fitondram-panjakana malagasy sy ny Compagnie générale de l’hydroélectricité de Volobe (CGHV), ao anatin’ny tetikasa “Volobe en Amont”. Famokarana herinatra amin’ny alalan’ny reniranon’Ivondro. Araka izany, hamokatra herinaratra 750 Gwh isan-taona izany i Volobe ka hanana tanjaka 120 MgW. Olona 2 tapitrisa […]
Samy be kajikajy !
Mitohy…miasa mangina ny raiamandreny am-panahy, mivondrona ao anatin’ny Fiombonan’ny fiangonana kristianina eto Madagasikara (FFKM). Miroso tsikelikely ny fanomanana ilay fihaonambem-pirenena, hotanterahina ny volana jolay na aogositra ho avy izao. Tanjona ny tsy hisian’ny korontana sy ny mety ho fifampihantsiana amin’ny mpifanandrina politika mialoha sy mandritra ary aorian’ny fifidianana. Madagasikara milamina, […]
Raharaham-pirenena: miantso dinika andatabatra ny FFKM
Namoaka ny hafatra Pantekoty ny eo anivon’ny FFKM, omaly. Nivoitra tamin’izany ny antso avo nataon’ireo raiamandrenin’ny fiangonana manoloana izao toe-draharaham-pirenena : sosialy, toekarena, politika… izao. “Hamafisinay ny antso avo ho an’ ny tomponandraikitra sy ny hery velona rehetra eto amin’ny firenena fa ilaina ny fifampidinihana an-databatra, iarahantsika mitady vahaolana handresena ny […]






