Manampahaizana amin’ny toekarena sady efa nitazona andraikitra ambony, sekretera jeneralin’ny minisiteran’ny Harena an-kibon’ny tany, ny Dr. Rajaonson Hugues. Anisan’ny navoitrany ny hampiroboroboana ity sehatra ity, ny hametrahana politikam-pirenena. Maro ny hevitra naroson’ny Dr. Rajaonson Hugues hanatsarana ny sehatry ny harena an- kibon’ny tany eto Madagasikara. Nomarihiny mikasika ny lalàna vaovao […]
Other News
Kitra – « Telma Coupe » : manomboka anio ny fifaninanana
Hotanterahina anio sy rahampitso ny fiadiana ny amboaran’i Madagasikara « Telma Coupe 2023 », taranja baolina kitra. Araka ny vaovao voaray teny anivon’ny Federasiona malagasin’ny Baolina kitra (FMF), ny dingana voalohany na «1er tour préliminaire » no hatao mandritra ny roa andro. Miisa valo ny ekipa avy amin’ny ligin’Analamanga, toy ny Lemuria Sport […]
Rugby vehivavy – “Women’s cup D1”: “Zava-dehibe ny fandresena an’i Kenya”, hoy i Berthin Zoto
Hifantoka etsy amin’ny kianja Makis Andohatapenaka avokoa ny sain’ny besinimaro, indrindra fa ny mpankafy ny baolina lavalava, anio sabotsy. Hotanterahina eny an-toerana ny andro voalohany hiadiana ny ho tompondakan’i Afrika, taranja rugby, lalaovina olona 15, sokajy vehivavy “Women’s cup D1”. Firenena efatra no hiady ho lohany. Anisan’izany ny Makis Ladies, […]
«Festival» any Italie : loha-lisitra amin’ireo mpanakanto Rajery
«Festival internazionale delle Abilità Differenti». Io no anaran’ilay hetsika goavana hatao any Carpi, Italia, rahampitso alahady 21 mey. Nampita vaovao avy any an-toerana Rajery, izay Malagasy mpanakanto anisan’ireo loha-lisitra amin’ity hetsika ity. “Natao hanehoana ny talentan’ireo olona manana fahasembanana ara-batana na ara-tsaina nefa tena mahavita zavatra mahavariana ny hetsika. Hizara […]
Fitendrena gadona Ba Gasy: hizara ny fahaiza-manaony i Liva Ramorasata
Tanterahina anio, tolakandro, eny amin’ny ivontoeran’ ny Academie Nationale des Arts et de la Culture na ANAC Anosy, ny “Atrikasa Piano Ba Gasy”, karakarain’ny ANAC. Fampiofanana sy fampianarana ny fitendrena ny Piano, amin’ny gadona Bagasy, iarahana amin’i Liva Ramorasata, mpampianatra sy mpandalina mozika, no hameno ny fandaharam-potoanan’ ny atrikasa. Miray […]






