Other News

« LDC » – Man City 4-0 Real Madrid : tafakatra amin’ny famaranana ny Anglisy

Nandihizan’ny Manches­ter City, Anglisy na ny “Sky­blues”, ny kianjan’izy ireo, ny alarobia lasa teo. Izy ireo no tafita hiatrika ny lalao famaranana, fiadiana ny ho tompondakan’i Eoropa “Ligue des Champions 2023” (LDC), taranja baolina kitra. Nomon­tsanin’izy ireo tamin’ny isa mavesatra, 4 no ho 0, ny Real Madrid, Espaniola, teo amin’ny […]

JIOI 2023-Fivorian’ny CIJ : Kihon-dalana farany ho an’i Madagasikara

Nosokafana ofisialy, omaly, teny amin’ny Novotel Ivandry, ny fivorian’ny Vaomiera iraisam-pirenena misahana ny lalaon’ny Nosy (CIJ). Kihon-dalana farany ho an’i Madagasikara. Hiatrika adina farany i Madagasikara, amin’ny hahafahana na tsia, handray ny andiany faha-11 ny lalaon’ny Nosy. Tazana nanokatra ny fivoriana teny Ivandry, ny minisitry ny Tanora sy ny fanatanjahantena, Resampa […]

Fiaraha-miasa: arovan’ny COI ny sisin-dranomasina

“Tsy maintsy miaro ny morontsiraka isika, fa amin’ireny faritra ireny no ivoahan’ny harentsika ka tsy maintsy atambatra ny hery. Maro ireo efa voasazy noho ny fandikan-dalàna”, hoy ny minisitry ny Raharaham-bahiny malagasy, i Yvette Sylla, nanazava ny amin’ny fivoriana faha-37 nataon’ny filankevitry ny minisitra eo anivon’ny Vao­mieran’ny Ranomasimbe In­dianiana (COI), […]

Pasitera Tsarahame Edouard : “Hiroso amin’ny fifidianana ny RMDM”

“Manapa-kevitra izahay androany ary miantso ny mpikambana rehetra manerana ny Nosy amin’ny toromarika tokana fa hiroso amin’ny fifidianana ny RMDM.” Io ny fanambaran’ny Ro­doben’ny mpanohitra ho an’ny demokrasia eto Madagasikara (RMDM), novakin’ny filoha lefitra, ny pasitera Tsarahame Edouard, teny Bel’Air Am­pandrana, afakomaly. Izany anefa tsy midika fa hanaiky ny fandikan-dalàna. […]