Fahasahiana tsotr’izao! Naiditra am-ponja vonjimaika ny lehilahy iray sy ny sakaizany, 19 taona, izay voarohirohy tamina halatra volabe saika hanorenana fiainam-baovao. Araka ny fanazavan’ny zandary avy ao amin’ny borigadin’ Ankazomiriotra, nasaina hanatitra vola 7 200 000Ar any Betsoa, distrikan’i Mandoto, ity lehilahy ity sy ny namany iray. Nandeha moto izy ireo ka […]
Other News
Ambohimandroso : jiolahy roa lahy lavon’ny bala
Fanafihana tsy tontosa, maty voatifitry ny zandary ny jiolahy roa lahy tao Tsaratanimbary, kaominina Ambohimandroso, distrikan’ Antanifotsy, ny alahady 14 avrily teo. Naharay loharanom-baovao mahakasika ny asa ratsin’ireo ny zandary ao an-toerana ka nanao ny vela-pandrika niaraka tamin’ny fokonolona. Voasambotra izy roa lahy, nikasa hanohitra. Vokany, raikitra ny fitifirana ka voatifitra ireo […]
Herisetra ara-nofo : naiditra am-ponja ireo roa lahy nanolana “4’mis”
Nalefa eny am-ponja ireo roa lahy nanolana an’i Tolotra kely sy ny zokiny, taorian’ny fampanoavana afakomaly. Voasaringotra tamin’ny fanararaotana ara-nofo nihatra tamin’i Tolotra sy ny zokiny ireo voapanga ireo. “Mbola tsy ampy taona avokoa ireto voarohirohy ireto ka antony nandefasan’ny fitsarana azy ireo eny anivon’ny fonja ho an’ny zaza tsy […]
Antsohihy : nodorana ireo rongony 220 kg tratran’ny zandary
Nodoran’ny zandary notarihin’ny kaomandin’ny vondron-tobim-paritra Antsohihy, afakomaly, ireo rongony milanja 220 kg azon’ny zandary tao amin’ny kaominina Anjiamangirina, distrikan’Antsohihy. Araka ny fanazavan’ny lehiben’ny vondron-tobim-paritra, ny kapiteny Randrianome Roger Berthin, tovolahy enina nilanja entana tamin’ny gony no nifanehatra tampoka tamin’ny zandary nanao fitsidiham-paritra tamin’iny faritra iny. Nandositra avy hatrany ry zalahy vantany vao nahatazana ireo zandary. Rongony […]
Hitrandrahana kariera-na Chrome : Sinoa nisoloky ny namany 600 tapitrisa Ar
Natolotra ny fampanoavana omaly, ka naiditra am-ponja vonjimaika ny sinoa iray 50 taona, monina eny 67ha. Voarohirohy amina fisolokiana vola an-tapitrisany maro, nandritra ny telo taona, noho ny fitrandrahana chrome. Voasmabotry ny polisy avy ao amin’ny sampana fikarohana heloka bevava (BC) ny teratany sinoa iray. Nisoloky volan’ny mpiara-miasa taminy izy. […]






