Other News

Playoff OPL 2023 : hihaona amin’ny CFFA ny Ajesaia

Hotanterahina anio sy ra­hampitso ary rahafakampitso, ny fifaninanam-pirenena «Play­off Orange Pro League (OPL) 2023». Araka izany, hihaona amin’ity lalao ampahefa-da­lan’ny OPL ity, ny Ajesaia Bon­golava sy ny CFFA Andoha­ranofotsy. Fifa­nandrinana mandroso atao anio, eny Am­bohidratrimo. Ho toy ny lalao famaranana izy ity, manana mpilalao kalaza sy matihanina ny roa tonta, […]

Fiofanana any Chine : nanatsara “record personnel” ireo atleta

Mizotra tsara ny fiofanana fanomanana ny lalaon’ny Nosy, tanterahan’ireo atleta malagasy any Chine. Avy niatrika fifaninanana fitsapana izy ireo ka azo lazaina ho tsara ny vokatra. Saika nahavita nanatsara ny “record personnel” avokoa ireo atleta teo amin’ny taranja atletisma. Anisan’ny nahavita izany Ra­zanazafy Haingo Brigitte teo amin’ny 100 m sokajy […]

Rugby vehivavy – « Can 2023 » : nankahery ireo Makis Ladies ireo minisitra Coach

Herinandro mialoha ny hiatrehana ny fiadiana ny ho tompondakan’i Afrika, taranja rugby vehivavy, lalaovina olona 15 (Can 2023), anio. Mialoha izany, tonga nijery ny fotodrafitrasa sy nankahery ireo Makis ladies ireo minisitra mpiahy. Tonga teny amin’ny kianja Makis Andoha­tapenaka, omaly zoma, ireo minisitra mpiahy (coach) ny taranja rugby dia ny […]

Andro iraisam-pirenena ho an’ny hatsikana: hisy ny hetsika fankalazana ho an’ny rehetra

Andro lehibe ho an’ny fianakaviamben’ny hatsikana malagasy ny anio. Hisy ny hetsika maro samihafa entina hanamarihana ny Andro iraisam-pirenena ho an’ny fihomehezana, izay tokony natao ny 7 mey 2023. Mankalaza ny andro iraisam-pirenena ho an’ny fihomehezana ny eto Madagasikara. Maro ny hetsika entina manamarika sy mankalaza izany anio 13 mey […]