Misasaka ity ny taona, fa toa tsy mahita mangirana mihitsy ny baolina kitra, ilay taranja mankarary ny ain’ny Malagasy. Velombelon-dratsy toa kitoatoa izato izy. Afaka andro vitsy, hiatrika fifaninanana goavana na ny Barea A na ny A’. Miseholany sahady anefa ny tsy fitoviana, eo amin’ny mpitantana amin’izao fotoana izao. Lasa […]




