Étiquette : Natao teny amin’ny Lapan’ny fanatanjahantena sy ny kolon­tsaina Mahamasina

« Fetiben’ny haiady »: Nampiseho ny fahaiza-manaony ny FDS

Natao teny amin’ny Lapan’ny fanatanjahantena sy ny kolon­tsaina Mahamasina, ny sabotsy teo, ny fetiben’ny haiady nokarakarain’ny eo anivon’ny Hery fiarovana sy filaminana (FDS). Tanjona ny hanehoana ny fahaiza-manaon’ireo mpisehatra eo anivon’ny FDS satria tafiditra ao anatin’ny kolontsaina miaramila ny fifehezana ny haiady, araka ny fanazavan’ny filohan’ny komity mpanomana ny fankalazana […]