Mois : novembre 2022

Gorobakin’ny bala: zandarin’ny FIGN, nitifi-tena teo amin’ny fony

Teo am-panatontosanairakaniarakatamin’nympiara-miasaaminy, nitifi-tenatamin’nyfitaovam-piadianatenyaminyny GPC2 iraytaoamin’nytanànairayanatin’ny Belo Tsiribihina, afakomaly. Nitifi-tenanifanandrifynyfony, namoynyainyvokatrynyfahaverezan-dra be loatranyzandary GPC2 AndriambololoneraSolofoniaina Ronaldo taoamin’nytanànan’Andranomiely, kaomininaAmbiky, distrikan’i Belo Tsiribihina,afakomaly. Avyamin’nyFIGN/Escamixtenanaofampandrian-tanytaoamin’nyfaritraMenabeniarakatamin’nympirayvondronataminyizy.  Tao anatytanymangahazoniarakatamin’nyfitaovam-piadiana AKM ityzandaryity. Tsynisynanampo, notifirinytamin’iobasytenyaminy io ihanynytenany. Nifanitsymivantanatamin’nyfonyanefaizany ka tsynisy azo nialananenina. Marihina fa nanatonanympitsabompanampy am-perinasanohonyolanymanokanaityzandaryity,ny 20 novambra. Nahazofitsaboanasahazaazyizynandritraizany.   Tsynisynananaolana Androvitsytalohan’nynanombohan’nyfidinanaifotonynataon’ireozandaryhamitairakamanokanatao Belo Tsiribihina, nanontanynylehiben’nyComGNraha toa ka misy […]

Indraimbava: Am-bava homana, tompoko ! 

Nanakoako tamin’ny tambajotran-tserasera ny faharendrehan’ny lakana na Sambo nitondra ny ampahany tamin’ny Tarika Wawa, omaly, tany amin’ny faritra Analanjirofo. Tranga iray, hanentanana ny mpivezivezy sy mpampiasa ny fitaovam-pitaterana an-dranomasina amin’ny tapany Avaratra Antsinanan’ny Nosy iny mba samy ho malina. Anatin’ny vanim-potoana fahavaratra isika ankehitriny, mahery ny riaka sy ny tafiotra.  […]

Fitetezam-paritra: nieren-doza ny tarika Wawa sy Black Nadia

Samy nieren-doza ny tarika Wawa sy Black Nadia, omaly. Andaniny, sendra olana teny afovoan-dranomasina iry voalohany; ankilany, nisy jiolahy nanakana ny fiara nitondra ity faharoa. Na izany aza, avotra soa aman-tsara ny rehetra. Omaly tolakandro, nandefa filazana tamin’ny “facebook” i Wawa: “Mangataka vavaka avy aminareo havana sy namana jiaby fa […]

Alakamisy Fenoarivo: lehilahy iray maty tampoka tao anaty hotely

Maty tampoka tao anaty hotely tetsy Alakamisy Fenoarivo ny raim-pianakaviana iray, ny alin’ny alahady hifoha alatsinainy teo. Niaraka tamin’ny sakaizany, nisafidy hamita ny alina tao amin’io hotely fandraisam-bahiny io izy roa ireo. Nandritra ny alina, nanao ny fanaon’ny mpifankatia izy ireo. Kinanjo noho ny akaiky marain’ny alatsinainy, nitambotsotra tampoka ralehilahy. […]

Ambohimanarina: mpianaka mpivarotra rongony tra-tehaka

Voasambotry ny mpitandro filaminana ny ramatoa iray sy ny zanany vavy mpivarotra rongony teny Ambodihady Ambohimanarina, afakomaly. Malaza ratsy amin’ny fanamparitahana io karazan-java-mahadomelina io, nitaraina teny amin’ny polisy ireo manodidina. Nijery ifotony ny zava-nisy, araka izany, ireto farany. Sarona tokoa ny vehivavy iray teo am-pivarotana rongony amin’ny fonosana maromaro. Natao […]