Nitrangana hain-trano tetsy Antaniavo Antohomadinika, omaly tokony ho tamin’ny 02 ora maraina. May tamin’izany ny garazy trano hazo teo an-toerana. Tra-doza ihany koa ny lehilahy iray mpiambina ny toerana. May teo amin’ny tarehiny izy, saingy mbola afaka niantso vonjy tamin’ireo manodidina. Minitra vitsy taorian’io, vory teo ny mpiara-belona, niray hina […]
Mois : novembre 2022
Fakana an-keriny: jiolahy roa maty voatifitra
Nirefodrefotra ny basy, lavon’ny zandary ireo roa lahy nikasa hanao fakana an-keriny tao amin’ny fokontany Fiadanana, kaominina Androvakely, distrikan’Anjozorobe, afakomaly. Nitondra basy niampy zava-maranitra toy ny antsy sy famaky izy mirahalahy ireto. Taorian’ny nametrahan’ireto mpaka an-keriny ireto ny taratasy fampihorohoroana ireo mponina tao amin’io kaominina io, niditra an-tsehatra ny mpitandro […]
Vono olona Imerinkasinina: polisy ny efatra tamin’ireo 12 voasambotra
Nahatratra 12 ireo olona voasambotry ny zandarimaria momba ilay vono olona mahatsiravina teny Imerinkasinina. Polisy am-perinasa ny efatra ary kaomisera ny iray. Nahatratra 12 ireo olona voasambotry ny zandarimariam-pirenena tamin’ilay famonoana mpirakidraharaha sy mpamory hetra teny Imerinkasinina, ny herinandro teo. Voatondro ho tompon’antoka mivantana sy ankolaka ary niray tendro tamin’izany […]
Tir en l’air du 23/11/22
Formalisation des TPE et PME : la BNI signe un partenariat avec l’Instat
L’Instat et le service Kred de la banque BNI Madagascar collaborent ensemble dans un projet d’accompagnement des Très petites entreprises (TPE) et Petites et moyennes entreprises (PME). L’objectif étant la formalisation de leurs activités pour permettre de bénéficier plus d’avantages dans l’accès aux différents marchés et aux différents types de […]




