Mois : décembre 2022

Fakafaka: Ny manana no manome !

« Ny valala tsy an-tanana tsy atolo-jaza», hoy ny ohabolana Malagasy, manamafy io lamina voajanahary io. Tanora malagasy, tsy manaja raiamandreny. Ny zaza malagasy, tsy manaja mpampianatra, sns. Olona tsy manome hasina. Olona mpanivaiva… Ka izay ananany ihany ange no omeny e! Matoa tsy afa-manolotra haja amam-boninahitra, tsy manana izy izay. […]

Fifaninanana sarimihetsika : nisongadina ny mpanatontosa malagasy

Manomboka miakatra eo amin’ny sehatry ny matihanina ny tanora malagasy, eo amin’ny tontolon’ny sarimihetsika. Tanora mpanatontosa malagasy roa no nandrombaka ny “Zebu d’Or”, amboara ho an’ny nandrombaka ny fifaninanana nandritra ny fifaninanana nandraisan’ny mpanatontosa afrikanina anjara. “Feno tanora manana talenta miafina aty Afrika. Manolotra azy ireo fahafahana miofana matotra no […]

Misaona ny zavakanto malagasy: nodimandry i Abel Andriarimalala

Lavo ny andrarezina ! Sehatry ny kanto maro no niriariavan’ny sanganasan’i Abel Andriarimalala. Tsy hikorisa intsony ny penina. Tsy ho heno mivantana sy tsy ho hita eny an-tsehatra intsony, izany rehetra izany. Araka ny vaovao nampitain’ny Havatsa-Upem, nodimandry, omaly 12 deambra 2022, teo amin’ny faha-83 taonany, tao Frantsa i Abel Andriarimalala. Toeram-pianarana, […]