19 andro mialoha ny fiatrehana ny Krismasy, tsy mbola taitra amin’ny fividianana firavaka sy ny vatomamy ny olona. Hita taratra teny amin’ny tsenaben’Analakely izany, omaly. Na izany aza, manomboka miakatra tsikelikely ny vidin-javatra. Tafakatra manodidina ny 20 000 Ar mahery ny vidin’ny vatomamy, raha manodidina ny 15.000 Ar amin’ny andavanandro. Manodidina […]
Mois : décembre 2022
Andron’ny indostria aty Afrika: « Tsy misy indostria mandeha raha tsy ampy ny angovo … »
Toy ny fanao isan-taona, nankalazaina omaly ny Andron’ny indostria aty Afrika, notarihin’ny minisitera misahana ny fampiroboroboana ny indostria, varotra sy fanjifana (Micc) niaraka tamin’ny Onudi, sampan-draharahan’ny Firenena mikambana momba ny fampandrosoana ny indostria. Eto Madagasikara, natao ny fankalazana nifampizarana vaovao momba ny indostria sy fampirisihina ny rehetra. Nitodika tamin’ny tomponandraikitra […]
Herinaratra : andrasana ny tetikasa Volobe II Toamasina
Anisan’ny nandray anjara nandritra ny hetsika ara-toekarena faritra Atsinanana (1-3 desambra) sy ny Andro iraisam-pirenena ho an’ny angovo (23-25 oktobra) teo ny tetikasa Volobe II. Efa nanaovan’ny governora Rafidison Richard Théodore, antso avo, nandritra ny fanokafana ny Andro iraisam-pirenena ho an’ny angovo, ny tokony hanomezana ny fahazoan-dalana hiasan’ny tetikasa ataon’ny […]
Fandaharanasa: produir Nijery ifotony ny asa ny Banky Iraisam-pirenena
Anisan’ny notsidihin-dRtoa Victoria Kwakwa, filoha lefitry ny Banky Iraisam-pirenena, misahana ny ilany andrefana sy atsimon’Afrika, ireo tetikasa vatsian’ny Banky iraisam-pirenena ara-bola. Isan’izany ny Fandaharanasa fampandrosoana ny tanàn-dehibe sy ny fiatrehana ny voina eto Antananarivo (Produir). Notsidihin-dRtoa Victoria Kwakwa, ny asa fanarenana ny fefilohan’Ikopa sy Sisaony, ny 5 desambra teo. Mizara […]
Tsy hofoanana aloha hatreto : hotanterahina ny 20 jona 2023 ny CEPE
Hatao ny talata 20 jona 2023 ny fanadinana CEPE. Hotanterahana ny alatsinainy 3 jolay 2023 ka hatramin’ny alakamisy 6 jolay 2023 kosa ny fanadinana BEPC, araka ny didim-panjakana laharana 32731/2022/MEN navoakan’ ny minisiteran’ny Fanabeazam-pirenena ny 5 desambra lasa teo izay mifehy ny tetiandro hanatanterahana sy fisokafana ary fikatonan’ny fisoratana anarana […]




