“Zava-dehibe ny fametrahana politika sahy sy mazava ary hentitra ho an’ny fampandrosoana ary hitondrana fanavaozana ho an’ny firenena”, hoy ny filoha nasionalin’ ny MMM, Andrianainarivelo Hajo, omaly teny Ankatso. Namelabelatra tamin’ireo mpianatra sosiolojia, taona fahatelo ny lohahevitra «Ny olana eo amin’ny rafitra politika sy ny fampandrosoana eto Madagasikara”, ny tenany […]
Mois : décembre 2022
Olana samihafa eto amin’ny firenena : maro ireo depiote tsy faly amin’ny governemanta
Hiaka-dapa eny Tsimbazaza ireo mpikamban’ny governemanta, ny alakamisy sy zoma izao. Hifanatrika amin’ireo depiote izy ireo amin’izany, araka ny fandaharam-potoana amin’ny lahadinika. Hangotraka ny fihaonana eo amin’ny roa tonta.. Efa nandrangaranga ny hanangona sonian’ireo solombavambahoaka ny depiote Raholdina Naivo, ny herinandro teo manoloana ny fomba fiasan’ny minisitry ny Fitsarana sy […]
Sosialim-bahoaka : vontoatin’ny fihaonan’ny filoha Rajoelina sy ny Banky iraisam-pirenena
Mitsidika eto amintsika ny filoha lefitry ny Banky Iraisam-pirenena ho an’ny faritra Afrika Atsinanana sy Atsimo, Victoria Kwakwa. Noraisin’ny filoha Rajoelina Andry teny Iavoloha ny tenany sy ireo delegasiona niaraka taminy. Nanaovana jery todika ireo seha-piaraha-miasa eo amin’ny Banky Iraisam-pirenena sy Madagasikara. Anisan’izany foto-drafitrasa toy ny lalana, ny fanabeazana, ny […]
Mila fiaraha-mientana !
Resabe tato anatin’ny andro vitsy ny fiparitahan’ny sary eny amin’ny tambajotran-tserasera, mahakasika ny mpanakanto mampirantiranty fitombenana sy manao fihetsika « mamoafady ». Maro ny tafintohina, saingy betsaka ihany koa ny niaro ireny mpanakanto ireny. Andaniny, misy ny milaza fa mandala ny soatoavina sy ny hasina maha Malagasy ka manankiana tsotra izao ireo […]
Nirefotra ny basy: vehivavy voaroba tanaty taxi-be
Voaroba tao anaty taxi-be, tetsy Anosizato Atsinanana ny vehivavy iray, omaly antoandro. Nanapoaka basy ny olon-dratsy nakana ny vola sy ny firavaka teny aminy. Tsy mifidy toerana hanaovana ny asa ratsiny intsony! Jiolahy roa lahy nitondra moto “scooter” indray no nandroba ramatoa nandeha taxi-be, omaly atoandro tokony ho tamin’ny 11 […]




