Namoaka fanambarana, tao amin’ny pejy ofisialiny, tao amin’ny tambajotran-tserasera «facebook», ny tomponandraikitry ny hetsika “Madagascourt Film Festival”, ny alakamisy 1 desambra 2022. Votoatin’ny fanambarana ny fandrosoana ny lanonam-pamaranana ny Sabotsy 3 desambra 2022, ao amin’ny “Club 73” Mahajanga, raha tokony ny Alahady no hanaovana izany. Antony manokana izay tsy miankina […]
Mois : décembre 2022
Malagasy Manoratra: hanao ny « Ndao isika hifanolo-tanana » ho an’ny marefo
Tsy eo amin’ny sehatry ny haisoratra ihany no ahafantarana ny fikambanana Malama, fa eo ihany koa ny asa ifarimbonana ifanasoavan’ny mpiara-belona. Mikarakara hetsika “Ndao isika hifanolo-tanana” izy ireo ary manentana ireo izay manana fitafiana, akanjo, kiraro sns … Hatolotra ireo tsy manan-kialofana sy marefo ara-pivelomana, ny 18 desambra izao izany. […]
“Misy Antony”… : mpanakanto 30 no hiaraka an-tsehatra amin’i Lalatiana sy i Rija
Tsy hitovy ny seho tamin’ny 2019… Izay aloha dia efa azo hitompoana teny, raha ny nahitana ny ampahany tamin’ny famerenana nataon’i Lalatiana sy i Rija Ramanantoanina, teny amin’ny Tanàna Zoari, omaly. Fotoana izay nitafan’izy ireo tamin’ny mpanao gazety ihany koa, nanomezana ny andinindininy amin’ny seho izay hotontosaina ny alahady 4 […]
Nifamadika ny rasa: mahantra Malagasy i Madagasikara
Madagasikara, firenena manana ny teniny, ny satany, ny fombany, ny finoany… Madagasikara, an’ny Malagasy ! Efa zary mahazatra ny maheno ireo rehetra ireo. Ny fahamarinany, tsy misy afenina fa izao iarahan’ny rehetra mahita izao. Ny tsy azo lavina, maro mpitsiriritra ity Nosy ity. Ireo ambara ho « tompony » rahateo, […]
ASIEF: nahomby ny fikaonandoha tany Toamasina
Nizotra araka ny tokony ho izy ny fikaonandoha natao tany Toamasina, nandritra ny efatra andro, araka ny tatitra nataon’ny filohan’ny Asief (Association Sportive Interministérielle pour l’Entretien des Fonctionnaires), Andrianarison Jean Aimé (Jhone Love). Mpandray anjara maherin’ny 90 avy amin’ny minisitera 15 ny namaly ny antso ary tonga naneho ny heviny […]




