Mois : décembre 2022

Tatitry ny HJRA: roa ny maty, 46 niditra hopitaly   

Miisa  2 ireo olona  maty  nandritra ny  fankalazana ny  fetin’ny Krismasy teo, raha ny tatitra nataon’ny  eo anivon’ny  hopitaly HJRA.  Miisa 46  ireo niditra hopitaly.  Nahatratra 223 ireo tonga nizaha fahasalamana teny an-toerana, hoy Rafilipison Nathalie, lehiben’ny  sampana serasera eo anivon’ny  HJRA.  Nahitana olona narary avokoa ny sampana vonjy taitra […]

MATSF-MTP: fokontany maitso efatra mendrika

Nanatanteraka fifaninanana mikasika ny fokontany maitso ny minisiteran’ny Fanajariana ny tany sy ny fananan-tany niaraka tamin’ny minisiteran’ny Asa vaventy nanomboka ny volana aogositra teo. Fokontany efatra tamin’ireo 11 nandray anjara no hita nisongadina ka nomena  mari-pankasitrahana, omaly. Anisan’izany ny fokontanin’Amoronankona, Soamanandrariny, Amboditsiry ary Ambohimahitsy. Tanjona ny hanaovan’izy ireo ezaka amin’ny […]

CRCO sy CRFIM: hentitra amin’ny fanaraha-maso ny fari-dranomasina

Ny CRCO (1) any Seychelles sy ny CRFIM (2) eto Madagasikara miaraka amin’ny EUNAVFOR Atalanta no miara-mandrindra ny fiarovana ny fari-dranomasina Atsimo Andrefan’ny ranomasimbe Indianina , nomena anarana hoe Levante. Mandritra io fitsirihana ny fari-dranomasina io, manamorina ny Seychelles, ohatra, sambo 19 hitan’ny CRFIM, mampanahy ka nitakiana fisavana. Araka izany, […]

GERP: tsy mihatra ny sazy amin’ny fangalarana gidro

Arovan’ny Gerp, tarihin’ny Pr Ratsimbazafy Jonah sy ny ekipa miaraka aminy, ny gidro any Sambava, Avaratr’i Madagasikara. Voaaro ara-dalàna izy ireo, azo lazaina « manara-penitra » ny fiarovana ireo varika ireo ka tsy voahaza, tsy voasambotra. Karazana gidro samihafa izy ireo, Eulemur coronatus mahasintona mpizahatany sy mpanao fikarohana siantifika maro. Misy 46 […]