Année : 2022

Mission d’évaluation préélectorale : la Sadc consulte la FFKM

En mission d’évaluation préélectorale dans le pays, depuis une semaine, la délégation du Conseil consultatif électoral de la Communauté de développement de l’Afrique australe (Sadc), s’est lancée dans un vaste processus de consultation des acteurs politiques malagasy. Elle a déjà rencontré plusieurs entités impliquées de près ou de loin dans […]

ZLECAF: tsy maintsy matanjaka raha hifaninana

Atao eto Antananarivo, omaly sy anio 30 novambra 2022 ny atrikasa iarahan’ny minisiteran’ny Indostria, va­rotra sy fanjifana (MICC) miaraka amin’ny Pnud sy ireo mpandraharaha samihafa. Voakasik’izany ny fanalalahana ny tsenam-barotra aty Afrika (ZLECAF). Hiroso amin’izany ve isika eto Ma­dagasikara sa tsia ? Dinihina ny tanjaka eto Madagasikara raha hiditra hifaninanana amin’io tsena […]

Tsy ampy ny herinaratra: mihamafy ny delestazy

Mandalo fotoan-tsarotra ny Jirama. Eo ny lafiny fitantanana, hanombanan’ny minisitera mpiahy ny ao amin’ny Angovo sy ny akoran’afo (MEH) ny tale rehetra, ny raharaham-pitsarana eny amin’ny Pac noho ny fanodinkodinam-bola. Olana tsy voavaha hatramin’izao koa ny tsy fahampian’ny herinaratra, no­ho ny tsy fahampian’ny herinaratra sy ny solika hanodinana ny milina […]

Asa Consultance: omen-tsehatra ny tanora nahavita fianarana

Nihaona tamin’ireo mpianatra Ankatso ny orinasa FTHM consulting, omaly maraina. Nampahafantatra ny asana consultant sy ny traikefa ananany ary nanome tolotr’asa (speed recruting) ho an’ireo mpianatra rehetra eo anivon’ny Sampam-pianarana Toekarena, fitantanana, fiarahamonina (Degs), ny soka­jin’olona tilina tamin’ny fihaonana. Efa nahazo Master ny ankamaroan’izy ireo. “Manodidina ny 500.000 ny tanora […]