Année : 2022

Fiatrehana ny fahavatra : diovina ny lakandrano sy ny «station de pompage» rehetra

Hihena ny tondradrano. Io no tanjona amin’ny fanadiovana ny lakandrano sy ny « station de pompage » hatao eo amin’ny tanànan’Antananarivo. Antananarivo ieren-doza no tanjona. Natomboka teny Marais Masay, ny fiandohan’ ity herinandro ity, ny fanadiovana lakandrano amin’ ireo toerana ivarinan’ny rano mandritra ny fahavaratra. No­tohizana tamin’ny fanadiovana ny “station […]

Basikety-Africa Cup 3×3: hihaona voalohany amin’ i Madagasikara i Egypta

Ry zareo Egyptianina, to­mpon-trano, no hihaona amin’ ny Malagasy voalohany, amin’ ny fiadiana ny amboaran’i Afrika, ho an’ny taranja basikety lalaovin’olona telo “Open” lehilahy. Fifaninanana hatao ny 3 sy 4 desambra izao, any Le Caire Egypta. Hifa­nandrina amin’i Botsoana amin’ny lalao faharoa, ary hamarana ny fihaonana amin’ ny Malagasy ao […]

Kitra vehivavy – Mada 2022 : fantatra ireo ekipa efa tafita

Tapitra ny alahady 27 novambra lasa teo, ny dingana voalohany amin’ny fifanintsanana hiadiana ny ho tompondakan’i Madagasikara, taranja baolina kitra sokajy vehivavy. Efa fantatra avokoa araka izany ireo ekipa tafakatra hiatrika ny dingana faharoa. Marihna fa ireo klioba telo voalohany isam-bondrona, ihany no manohy ny dia. Ho an’ny sokajy “A”, […]

Handball – Lalao afrikanina: mety hatao eto Madagasikara ny fifanintsanana

Nidera ny ezaka vitan’ny Akio ny Kaonfederasiona afrikanina handball (CAHB) sy ny Federasiona iraisam-pirenena (IHF). Araka izany, nolazain’izy ireo fa afaka mandray ny fifanintsanana ho an’ny lalao afrikanina i Madagasikara. Nambaran’ny Dr Feteh Weldesenbet, mpika­m­bana eo anivon’ny Kaonfederasiona afrikanin’ny taranja handball (CAHB), om­aly, fa afaka mandray lalao fifanitsanana amin’ny lalao […]