Année : 2022

Lozam-pifamoivoizana: fatin-dehilahy nitsirara teo amin’ny arabe

Vao mangirandratsy, hitan’ny fokonolona teo afovoan’ny  arabe anatin’ny lalam-pirenena faha-12 , PK 145 + 200,  teo amin’ny  fokontany Antanifotsy, kaominina Vohitsindry, distrikan’i Vohipeno, ny fatin-dehilahy nihosin-dra,  afakomaly. Olona sendra nandalo tokony ho tamin’ny 06 ora maraina no nampandre ny polisy ao an-toerana. Nidina nanao ny fizahana ny mpitsabo sy ny mpitandro filaminana. […]

Hazo nidaraboka: vehivavy iray maty, telo naratra

Namoy ny ainy teny amin’ny hopitaly Mahanoro, ilay ramatoa 40 taona,  mpivarotra amoron-dalana, nilatsahan-kazo omaly tao Bazar Be Mahanoro, ampitan’ny biraon’ny polisy. Tokony ho tamin’ny 08 ora sy sasany maraina teo, tsy nisy nanampo ny rehetra. Nidaraboka tampoka ilay hazo ka nidoboka tamina ramatoa mpivaro-trondro teo an-toerana. Lehilahy iray naka […]

Vaky fasana tao Ikalamavony: taolam-paty 24 lasan’ny jiolahy

Nosavoritahan’ireo jiolahy ny fasana, lasany ny toalam-paty 24 tao atsimon’ny tanànan’Ikivaho, kaominina Fitampito, distrikan’Ikalamavony,  ny alin’ny alarobia hifoha ny alakamisy teo. Naharay antso ny zandary tao amin’ny borigadin’i Fitampito . Nidina ifotony nijery ny zava-nisy ny roalahy. Efa nisokatra ny fasana izay hita fa nosavoritahan’ny jiolahy.  Natao ny fitsirihana ny tao […]

Télécommunication: un nouveau corpus juridique en gestation

Un nouveau cadre juridique régissant le secteur de la télécommunication à Madagascar, est en gestation. A ce sujet, le ministère du Développement numérique, de la transformation digitale, des postes et de la télécommunication (MNDPT), enchaîne actuellement les réunions de travail avec les Partenaires techniques et financiers (PAF). Les résultats des […]

Consommation: les commerçants appelés à respecter la qualité des produits

La période des fêtes rime avec une hausse notable des prix. Dans ce sens, le ministère de l’Industrialisation, du commerce et de la consommation (MICC) appelle les consommateurs à la vigilance et les commerçants à respecter la sécurité sanitaire ainsi que la qualité des produits inondant les marches actuellement. Cette […]