Telo taona no niorenan’ny ivontoerana miady amin’ny herisetra mifototra amin’ny maha lahy sy maha vavy eny Mahamasina, niainga avy amin’ny finiavan’ny vadin’ny filoham-pirenena, Rajoelina Mialy, izay masoivohon’ny ady amin’ny herisetra eto Madagasikara sady filohan’ny fikambanana Fitia, misahana asa sosialy sy fanohanana ny marefo. Nandritra izay fotoana izay, nahatratra 7 162 […]
Année : 2022
Anjerimanontolo : tsy ampiharina ny lalàna
Mivoatra ny sehatry ny fampianarana ambony sy ny fikarohana ara-tsiansa fa olana ny tsy fivoaran’ny lalàna sady tsy misy fampiharana izay lalàna vaovao havoaka. Takina ny fampivoarana ny lalàna manan-kery sy ireo voka-pikarohana voarakitry ny bokin’ny mpikaroka mpampianatra sy ny mpianatra eny anivon’ny anjerimanontolo ho azo hampiharina hitondrana fivoarana ho […]
Ankatoky ny fety: miaka-bidy ny akoho amam-borona
Mahatratra hatramin’ny 150.000 Ariary ny vidin’ny vorontsiloza iray eny an-tsena, 20.000 hatramin’ny 40.000 ariary ny mofo mamy ary 2000 ariary kosa ny chocolat. Manodidina ny 100.000 Ariary eo farafahakeliny, ny vola natokan’ny ankamaroan’ny olona amin’izany. Efatra andro alohan’ny fetin’ny Noely ary sivy andro alohan’ny faran’ny taona. Niakatra avokoa, hatreto, ny […]
BNGRC – Betroka: “Tsy voamarina ny fisian’ny maty”
Nitondra valin-kafatra. nanao fanambarana, omaly, ny eo anivon’ny BNGRC, amin’ny alalan’ny tale jeneraliny, ny Jly Andriakaja Elack Olivier. «Tsy voamarina ny filazana fahafatesan’olona noho ny hanoanana», hoy izy. Tsy mitombina hatreto ny filazan’ny depiote voafidy any an-toerana, Randrianasolo Nicolas fa efa mihinana ny tsy fihinana ny mponina any an-toerana ka […]
Hetsika amin’ny fety: manao “Bazar de Noël” ny Fondation Céline et Didier
Manohy ny hetsika sy ny asan’ny Fondation Céline et Didier amin’izao herintaona nitsanganany izao ireo taranany. Mikarakara hetsika “Bazar de Noël” izy ireo, nanomboka, omaly hatramin’ny 24 desambra izao, etsy amin’ny Cercle Franco-Malagasy, Anosy izany. Ahitana tranoheva miisa 30 izany ary misy ireo kojakoja samihafa, ilaina amin’izao fety izao. Tsiahivina […]




