Le Premier ministre, Christian Ntsay, a dressé le bilan du gouvernement, depuis son arrivée à la Primature jusqu’à présent. Pour lui, 80% des engagements pris dans la Politique générale de l’Etat (PGE), ont été réalisés. Des hôpitaux manara-penitra au volet social, en passant par les questions sécuritaires, Christian Ntsay a […]
Mois : janvier 2023
Basikety-“Mondial 3×3”: fantatra ny daty ofisialy
Anisan’ny hiatrika ny fiadiana ny tompondaka eran-tany ihany koa, amin’ity taona 2023 ity, ny ekipam-pirenena malagasy Senior lehilahy, ho an’ny taranja basikety 3×3. Efa fantatra ny daty ofisialy hanaovana ity fifaninanana ity, izay hatao any Autriche ny 30 mey hatramin’ny 5 jona izao. Raha ny vaovao avy amin’ny federasiona malagasin’ny […]
Karate-Do Malagasy: mitohy ny disadisa eo amin’ny mpitantana
Efa dila ny 48 ora. Fe-potoana nomen-dRatefinanahary Emile, filohan’ny Federasiona ny taranja Karate-Do Malagasy, hanaovan-dRamatoa Rakotozafy Rosa, tale jeneralin’ny ministeran’ny Fanatanjahantena (MJS), ilay «Certificat de conformité» sy ny «Attestation de fonction». Tonga nitaky izany sy nangataka fihaonana tamin’ity talen’ny fanatanjahantena ity, ny solontenan’ny Federasiona izay notarihan’i Emile R. sy ireo […]
HandBall – IHF Trophy U20 : nandresy an’ i Zimbabwe ny Akio
Tsara ny voka-dalao azon’ ny Akio U20 lehilahy, tany Congo, omaly, tamin’ny fifaninanana “IHF Trophy continental” aty Afrika. Lavon’izy ireo tamin’ny isa 38 no ho 30 i Zimbabwe. Tsiahivina fa lavon’i Congo mpampiantrano tamin’ny isa 43 no ho 19 ny Akio, ny alarobia lasa teo. Lalao efatra izay no vitan’izy […]
Lalaon’ny Nosy: Atleta malagasy 45 hanoman-tena any Chine
Araka ny fampanantenana nataon’ny minisitry ny Tanora sy ny fanatanjahantena, Tinoka Roberto, atleta malagasy 45 mianadahy hanomanan-tena any Chine. Manomboka miditra tsikelikely amin’ny fanomanana matotra ny lalaon’ny Nosy ny atleta malagasy. Ankoatra ny fanazaran-tena izay efa tazana eny anivon’ny federasiona tsirairay, hanomboka ihany koa ny fandefasana ireo atleta any ivelany. […]




