Hatolotra ny fampanoavana aorian’ny famotorana ireo jiolahy roa tratran’ny polisy miasa ao Isotry (CSP4), afakomaly maraina. Tratra teo amin’ny sakan-dalana nataon’ ny polisy ireto jiolahy raindahiny amin’ny fanendahana ireto. Fantatra fa isan’ireo jiolahy ikoizana amin’ny fanendahana ireto tratra nanao ny asa ratsiny vao maraina ireto. Efa maro ireo mpampiasa iny […]
Mois : janvier 2023
Marovoay: jiolahy raindahiny maty voatifitra
Maty vokatry ny fifampitifirana tamin’ny zandary ny mpanafika anatin’ny lalam-pirenena fahefatra sady mpangalatr’omby iray tao Mahabibo, kaominina Ankazomborona, distrikan’i Marovoay, ny alin’ny alatsinainy 9 janoary teo. Nokarohina noho ny vono olona nataony, sarona niaraka tamin’ny sakaizany tao amin’io tanàna io ity jiolahy ity. Tokony ho tamin’ny 9 ora alina, nirifatra […]
Ankatso : tovovavy mpianatra tsy hita popoka
Nisy nitondra ka tsy mbola niverina any an-tranony eny Ankatso I i Mirantsoa, mpianatry ny Oniversiten’Antananarivo rehefa nandeha nianatra ny alatsinainy teo. Manao antso avo amin’ny rehetra ny havany. Hatramin’ny ora nanoratanay farany, tsy mbola nahazoam-baovao ny mombamomban-dRaharimalala Mirantsoa Eliane. Ilay tovovavy 24 taona mpianatra eny amin’ny Oniversiten’Antananarivo. Tsy mbola […]
Tir en l’air du 11 janvier 2023
Marché européen: la demande de litchis s’infléchit
La demande s’infléchit depuis la fin de la semaine dernière pour les litchis, par rapport à la même période en 2022. « Pour autant, la commercialisation se poursuit et de nombreuses enseignes de la distribution référencent toujours le produit, même si la place sur les linéaires, tend à diminuer », a informé […]




