Mois : janvier 2023

Le Lauréat Ratsimaholy : mampigadra enim-bolana ny fanaovana boky hosoka

Maro ny olona mivelona amin’ny fivarotana sy fanjifana boky hosoka eto amin’ny Nosy. Nanao antso avo mikasika izany ny mpanoratra boky “Le lauréat Ratsimaholy” mba hanjifan’ny olona ny boky ara-dalàna hatrany. Betsaka ny olona mivarotra boky malagasy hosoka amin’ny alalan’ny tambajotran-tserasera sy amin’ny fanaovana dika mi­tovy ary fanaovana «plagiat». “Miteraka […]

Depiote Ramaherijaona Hajanirina : “Tsy misy kaominina 15 mikatona izany any Bongolava

“Sahiko ny miteny fikononkonana ben’ny Tanàna vitsivitsy, enina na fito no any, fa tsy misy kaominina 15 mikatona. Lainga izany. Va­hoaka vitsivitsy karamaina, omena 10 000 Ar no entina miakatra aty Tsiroanoman­didy.” Io ny nambaran’ny depiote voafidy tao Tsiroano­mandidy tamin’ny anaran’ny IRD, Ramaherijaona Hajani­rina, manoloana ny fiampangan’ny governora miaraka amin’ny […]

Fifidianana: ilaina ny fahamarinan-toerana politika

Hisy fifidianana ihany amin’ity taona ity? Ha­tramin’izao, toa efa raiki-tampisaka amin’ny mpanao politika sasany ny tahotra sy ahiahy ny mety hisian’ny krizy politika mialoha na mandritra na aorian’ny fifidianana. Aiza ho aiza? Na ahoana na ahoana, ilaina ary takina ny fahamarinan-toerana politika hahazoana miroso amin’ny fanatanterahana ny fifidianana amim-pitokiana sy […]

Otrikafo : “Ahina ny mety hiverenan’ny krizy politika”

Hanao ahoana ny fanatanterahana fifidianana amin’ity taona ity? Manahy ny mety hiverenan’ny krizy politika ny antoko Otrikafo. “Raha ny tantaram-pirenentsika, taorian’ny fifidianana hatrany ny ankamaroan’ny krizy teto. Mampanahy ny hiverenan’izay tranga izay raha ny zava-misy eto amin’ny firenena amin’izao”, hoy ny sekretera jeneralin’ny Otri­kafo, Rabevahiny Elia, manoloana ny fanahiana sy […]