Toute ressemblance avec des personnages ou des faits existants ou ayant existé ne peut être que fortuite et le fruit du hasard.
Mois : janvier 2023
Photos du 26 janvier 2023.
Volley-CCCZone 7… Tanjon’ny Bi’As ny ho « Top 4 »
Fandraisana anjara voalohany ho an’ny Bi’As, ivelan’i Madagasikara, ity fiadiana ny amboaran’ny klioba tompondaka, hatao any Maorisy ity, eo amin’ny taranja volley. Neken’ny CAVB mantsy ny fandraisan’izy ireo anjara, izay isaorany ny filoha lefitry ny Federasiona, Ranaivoson Mamy, niady mafy teo anatrehan’ny CAVB. Fifaninanana hotontosaina ny 25 febroary izao hatramin’ny […]
Barea sy i Mozambika Ireo antontanisa teo amin’ny fihaonan’ny roa tonta
Ekipa diso mifankahalala tsara ny Mambas de Mozambique sy ny Barea de Madagascar. Raha ny isan’ny fihaonana, faha-11 ity hikatrohan’ny roa tonta ity, amin’ny asabotsy ho avy izao. Araka ny antontanisa, tamin’ireo lalao 10 efa nifandonan’ny roa tonta, samy nahazo fandresena inefatra avy izy ireo ary ady sahala ny roa. […]
EFiba andiany 1…Tompondaka lefitra i Madagasikara
Nioty vokatra tsara amin’ny ankapobeny ny solontena malagasy niatrika ny fifaninanana NBA 2k23 eFiba andiany voalohany, taranja basikety. Fifaninanana “jeu video” nandraisan’ny firenena afrikanina 30 anjara, izay notsinjaraina ho 6 isam-bondrona izy ity. Tompondaka lefitra i Madagasikara rehefa lavon’i Maraoka teo amin’ny lalao famaranana. Tsara io vokatra io ho an’ny […]




