Mois : février 2023

La politique en bref

Plafonnement des dépenses des campagnes électorales Une rencontre organisée par le projet «Taninjanaka» ou «Terre de nos enfants» et portant sur le thème de la transparence et du plafonnement des dépenses des campagnes électorales, se tiendra cet-après-midi au Centre social Arrupe, Faravohitra, impliquant des organisations de la Société civile. Au […]

Ambositra : mpangala-katsaka matin’ny fitsaram-bahoaka

Maty tsy tra-drano ilay mpangala-katsaka matin’ny fi­tsaram-bahoaka tao Ambositra ny faran’ny herinandro teo. Tsy namelan’ny olona raha tsy tapitra ny ainy nefa katsaka babiny roa no tratra teny amin’ity mpangalatra ity. Nentin-katezerana ny olona ka samy nitsaingoka nanala ny hatezerany tamin’ilay jiolahy. Naratra mafy vokatr’izany. Nisy ihany ireo olona nalahelo […]

Fiangonana RHEFI Androndrakely : hivavaka manokana ho an’ny firenena

Ity taona 2023 ity no manamarika ny 18 taona nisian’ny fiangonana Rhefi eto amin’ny Nosy, izay ao Androndrakely no misy ny foibeny. Araka ny fanazavana nomen’ireo tomponandraikitra eo anivon’ity trano fivavahana ity, ny sabotsy teo, somary hiavaka ny fankalazana izany vaninandro izany, satria hanatontosa fotoam-pivavahana lehibe ao amin’ny Coliseum Antsonjombe […]