Amin’izao taom-pilalaovana 2023 izao, hanatrika fihaonana iraisam-pirenena maro ny Makis an’i Madagasikara. Miisa dimy ireo ekipa Makis hanao izany lalao izany, araka ny fanazavana nentin-dRakotomalala Marcel, filohan’ny Malagasy rugby. Miisa dimy ireo ekipa Makis an’i Madagasikara hanao lalao iraisam-pirenena, taranja Rugby, amin’ity taom-pilalaovana 2023 ity. Isan’izany ny Makis U20, ny […]
Mois : février 2023
Asa fanaovan-gazety : ho avy indray ny karatra maha matihanina
Hisokatra amin’ny fomba ofisialy ny fanaterana ireo antontan-taratasy ho an’ireo te hisitraka ny karatra maha matihanina eo amin’ny asa fanaovan-gazety, raha ny nambaran’ny mpitondra teny eo anivon’ny OJM Ambohidahy, omaly. Manomboka ny 9 febroary hatramin’ny 30 Marsa hoavy izao ny fanaterana izany eny anivon’ny trano foibe OJM, Ambohidahy. Maro ny […]
Vidim-bary – Rasolofoson Eugène : manararaotra ireo mpandraharaha
Manodidina ny 1000 Ariary ny vidim-bary eny an-tsena. Voakasik’izany ny vary makalioka, ny vary gasy ary ny vary diste. Manodidina ny 160.000 Ariary ny iray kitapo eny anivon’ny “grossiste”. Anisan’ izany ny eny Anosibe. Manoloana izany, naneho ny heviny ny filohan’ny vovonan’ny olona miaro ny zon’ny mpanjifa, Rasolofoson Eugène, raha […]
Fanadinana bakalorea: misokatra ny fisoratana anarana
Manana roa volana mahery hisoratana anarana ireo mpianatra hanala fanadinana bakalorea eto Madagasikara. Misokatra nanomboka ny 6 febroary ka hifarana amin’ny 07 Aprily hoavy izao izany, raha ny tatitra voaray avy amin’ny minisiteran’ny Fampianarana ambony, omaly. Voakasik’izany avokoa ny fanadinana bakalorea amin’ ny ankapobeny sy ny bakalorea teknika. Manomboka amin’ny […]
Mpianatra very finday: nifona tamin’ireo mpampianatra ny rainy
Niakatra filan-kevi-pifehezana teo anivon’ny sekoly Gallieni teny Andohalo i Vanessa. Tonga nifona tamin’ireo mpampianatra ny rainy. Nilaza ny tsy handray an’ity tovovavy ity ho isan’ny mpianatra intsony ny sekoly. Niakatra filan-kevi-pifehezana teo anivon’ny sekoly Gallieni teny Andohalo i Vanessa, mpianatra very finday, omaly. Nanatrika izany ireo solontenan’ny mpampianatra EPS, ny […]




